VIDEO. Le coup de gueule de Mamy Gotso suite aux attaques contre les artistes
Ces derniers temps, les artistes malgaches sont attaqués sur les réseaux sociaux de par leur engagement dans la vie politique de Madagascar, notamment en se présentant aux élections des députés. On leur reproche souvent d’être opportuniste, de ne rien connaître aux affaires de l’Etat et de ne pas avoir suivi les études adéquates. L’un d’entre eux, Mamy Gotso, a décidé de prendre la parole pour se défendre (voir vidéo en fin d’article). Qu’en pensez-vous ?
https://www.youtube.com/watch?v=gSgYmHJbB5U
Tsy manambanimbany angamba kosa fa mahitsy filaza ny olona maro.
Raha mahay sy ampy solaitra dia tsy maninona mihitsy. Na mpanakanto ianao na hafa.
Ny ankamaroan’ny Solombavambahoaka tao anie ka tsy mahay mamaky LF akory e ! Tsy fantany ny maha samy hafa ny impasse budgétaire sy ny déficit budgétaire ao amin’ny LF ohatra. Zavatra hafa no hitany. Dia tsy mipoitra mivory ny maro handany ny LF satria tsy mahita ho lazaina.
Tsy mahalala ny maro tao hatrizay fa ny Solombavambahoaka anie ka tsy manao làlana na mpizara fanomezana e ! Mpanao lalàna no izy fa tsy mpanao làlana. Tandremo ny toeran’ny tsindrim-peo e !