EN DIRECT. Suivez le débat télévisé entre Ravalomanana et Rajoelina
Beaucoup de Malgaches attendaient ce moment et nous y sommes enfin ! Le dernier débat des élections présidentielles a lieu aujourd’hui sur TVM, la chaîne nationale malagasy, et vous pouvez le suivre en direct (pas besoin de prendre l’avion, vous pouvez voir la vidéo ci-dessous – n’oubliez pas de monter le son).
« Je suis content que ce face à face inédit puisse enfin avoir lieu après les plusieurs années. Je pourrais enfin révéler à la population la vérité autour des périodes sombres que nous avons vécu », a déclaré Ravalomana lors d’une conférence de presse. L’ancien président règlera-t-il enfin ses comptes avec le DJ pustchiste ?
On dirait qu’il n’était pas au pouvoir ce triste candidat ANR.
Et ses casseroles holala quel blabla.!!!!!
Ny tiako ambara da miantefa amin’i Johary Ravoajanahary : fa maninona ianao no maka tahaka ny frantsay rehefa miteny ? Manao copier-coller ?
Hoy foana manko ianao : miarahaba « Tompokovavy sy Tompokolahy ». Izany hoe nadikanao fotsiny ny » mesdames et messieurs », satria izany hono no « fomba », satria izany hono no nolazain’ny vazaha fa fanajana vehivavy ary satria hono égalité des genres izao, hoy ihany ny vazaha.
Ny mpanao gazety anie ka olona heverina fa manam-pahalalana e ! Tadidio fa ny fiaraha-monina malagasy anie ka fiaraha-monina « matriarcal » e, fa tsy patriarcal toy ny an’ny vazaha.
Ary ny fiteny malagasy ao anatin’izay fombany izay dia « tompokolahy sy tompokovavy « . Ary manaja tanteraka ny vehivavy izany.
Tsy hanome cours de Sociologie anao aho na cours d’histoire, fa mba manaova famerenana. Tena mandreraka be ilay maka tahaka amin’ny tsy misy fotony. Mahamenatra ny tsy fahalalana ny soatoavin’ny tena. Tsy manana repère dia maka tahaka ny fombam-bazaha.
Toy ny mpanao gazety milaza ny « anjerimanontolo », nefa tsy Oniversite no dikan’izany fa tena zavatra hafa. Tena hafa mihitsy ny antony nipoiran’io voambolana io nandritra ny grève tamin’ny 1972 teny Ankatso.
Misaotra tompoko.