Actus

EN DIRECT. Les Barea accueillis en héros à l’aéroport d’Ivato et à Antananarivo

Aujourd’hui, les joueurs des Barea vont atterrir à l’aéroport d’Ivato Antananarivo. Un accueil magistral leur est réservé par tous les supporteurs malgaches et les journalistes vont couvrir l’évènement (voir les deux vidéos ci-après).

Selon nos informations, voici les quartiers qu’ils vont traverser : Ivato, Tsarasaotra, Alarobia, Ankorondrano, Antanimena, Analakely, Ambohidahy et Mahamasina. On souhaite la bienvenue à nos joueurs et on pense fort à Abel Anicet et Romain Métanire qui n’ont pas pu être présents car ils ont dû rejoindre d’urgence leur club respectif.

S’abonner
Notification pour
guest

7 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Laolina

Ny journaliste TVM hoa de vendrana tena vendrana!!!! tsy mahay manonona an BAREA akory fa de oe BAREAH hono!!!! Teny malagasy tompoko ny BAREA fa tsy teny frantsay ka andana aloa mianatra manonona tsara oe BAREA!!! TVM malagasy hono, sao de TVM Frantsay????

Ikotokelly

Tsy mahavita azy tompoko ny tompon’andraikitry ny filaminam- bahoaka @i izao vanim -potoana izao.
Nanomboka teny Ivato ka hatramin’izao fotoana izao,
Efa ho adiny 8 ora ve vao ho Tonga eto Mahamasina.
Efa reraka ireo mahery fontsika nefa manampitrotraka ny tsy fahaiza -manaon’ny sasany.

Ehoa

Tsy normal oe adiny 8 vao tonga eny Mahamasina, mahamenatra.

MDR

Andry Rajoelina ne sait pas prononcer le mot Barea à la malagasy ???? Mahamenatra ô!!!

Rakotoarison

Isika malagasy ve dia tsy mahay raha tsy mifampitsikerakera e ,aiza moa no androso fa toa mihemotra foana ,mampalahelo ilay toe tsaina efa mba tokony hiova amizay re tompoko o

HANITRINIALA

Marina tokoa, mais… efa nampidirin’ny vazah any anaty lalan-drà ! Dia Mila olona mahay manadino rà izany isika

Brandon

Ny olana iray koa, araka ny fahitako azy, dia ny fomba nitondrana ilay bandeau teo amin’ny handrina.
Maro ny olona ( soa ihany fa tsy izy rehetra ) no nitondra izany ka ny maitso no ambony fa ny fotsy indray no natao ambany. Na ny bandeau-n’ilay Minisitry ny Serasera aza dia nivadika ambony ambany.
Izay ilay ataon’ny Malagasy hoe : « mivadika atidoha » ( ny « tsy loha » no lasa « loha » ).
Rahoviana no hiverina ny fanarahana ny fitsipi-pifehezana izay napetraka tamin’ny 2002 ary nanjavona tamin’ny 2009 ?
Tsy tsikera fe-tsikera akory izao, fa ho entina kosa hanatsaran-javatra. Raha tsy mahay mandray tsikera manko, dia mivarina any an-kady ny lalana.

error: