Ra za manokana dia mahita fa tena niasa izy nandritra ny 5 taona nitondrany voalohany ary matoa misy ny toerana tsy nandroso dia ny mpitondra ao an-toerana mihitsy no tsy nihetsika. Mino aho fa vao maika hanao mafimafy kokoa izy @ izao manaraka izao satria efa zatra, tsy manaitra ny maro ary ve ireny fananam-pirenena mafy sady tsara nosimbain’ny sasany ireny,nefa dia tafariny ihany no sady afaka nanao zavatra hafa izy e! Mirary soa azy sy ho antsika rehetra e