salut,inona reto no tokony hataoko fa za manana olana kely,8 taona zay no nanambadiako ary 18ans no nifakalalanay roa,vaza io vadiko io,33 taona za zao ary 2 ny zanakay,tamin ity taona ity d nahita sipa kely vaza de 26 ans izy ra nandao tanteraka ahy,mbola manome fanapiana izy fa lasa kosa nionona niaraka tam le sipa kely,tsy hitako ze hevitra atao satria za mbola tia azy ary tiako ny hiverenany,eny na d efa fanaony aza ny manitrakitraka ahy,tamin ny 4 taona ohatra d ef ni se passe ny mm histoire fa tamzay d le sipa niaraka taminy no tsy nety hisaraka tam vadiny,mba mila hevitra aho ry reto satria tiako ny vadiko ary pret à tout za mba hiverenany.Misaotra