andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 106 à 110 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #20842
    Anonyme
    Inactif

    Ny taranaky ny Printsy Rafaralahy Ratsimamanga moa izany dia inona no « titre » hentiny? Izy mirahavavy zanany moa dia hoe afaka mitondra ny hoe Zanak’Andriana fa ny zafikeliny sy zana-jafiny sns… ve izany dia maka ny « titre » ny vinantony (vadin’i vavy matoa zany)? Dia mitohy ohatran’izay foana ve izany sa ahona?
    Ohatra hoe: Ny zanaka vavin-dRafaralahy nanambady Andriamasinavalona dia Andriamasinavalona ny zanany(zafikely zany)?
    Dia io zafikely io indray nanambady Zazamarolahy dia Zazamarolahy indray ve ny zanak’io farany io (zana-jafy zany)?

    Sa afaka sady milaza ho Andriamasinavalona no Zazamarolahy?

    #20889
    Liana
    Membre

    tsarava tompoko, est-ce que vous connaissez l’histoire des « tsaravoninahitra »? merci.

    #20913
    jaky
    Membre

    FANAMBARANA:

    ANDRIANJAFINTRIMO Edouard, zanak’i RASAHENOLAHY, lehiben’ny ZAZAMAROLAHY tao AMBOHIMANGA ROVA vadin’i RASOHANANAHARY (samy nafenina ao MANINTONA Marovatana) dia tsy manana rohim-pihavanana amin’i Atoa RAKOTOMALALA Nirina A.

    Ny Taranany
    Ny Zanany

    Cf Gazette TARATRA du 30 mai 2009

    #20924
    Anonyme
    Inactif

    ary kanefa toa hoe Rasoamanatena avy ao itaosy no anabavin-drain’ity Rakotomalala ity? Ity Rakotomalala ity manana anabavy koa ao Ampandrana ao ka mety azo anontaniana? tsy misy avy amin’Andrianjafintrimo zany fa avy amin’i Rasoamanantena!

    #20932
    Anonyme
    Inactif

    Marina tokoa izany fa toa hoe i Rasoamanantena avy ao Itaosy no anabavin-drain’dRakotomalala. Ilay anabaviny aloha dia mahay ny hoe avy eny Itaosy (tsy hainy tsara ny rohi-pihavanana) fa tsy milaza velively ho taranak’ Andrianjafitrimo e!
    Ka i Rakotomalala aza anie ka nisy fotoana nilaza fa zafikelin’ny Princesse Razafindrazaka e! Eisy e!!! Refa misy tokoa nga ny vola dia azo vidiana daholo izao rehetra izao hatramin’ny hoe taranak’i Anona sy Anona e! Ntssss!!!! Aza midélire eo e!
    Asakasak’ireo izay hoe « fianakaviany » manaiky tambazany vola d milaza fa taranak’i X sy Y tokoa izy e!

5 sujets de 106 à 110 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: