andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 131 à 135 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #21120
    Anonyme
    Inactif

    quelqu’un peut il m’aider à constituer l’arbre généalogique des zafimbazaha?

    #21121
    Anonyme
    Inactif

    Mba mangataka izaho tompoko raha azo atao mba omeo tantara momba an’Imerinatsimo bebe kokoa ankohatran’i Ambohimasimbola

    #21122
    Anonyme
    Inactif

    Ianao zany ve avy eny Antanamalaza raha tsy mahadiso ry Jao Maharavo? Sao dia mba mahalala ny tantaran’Antanamalaza sy ny vohitra manondidina azy ianao. Merci d’avance

    #21123
    Anonyme
    Inactif

    Ny ahy ny mahafinaritra ahy dia i Imerinatsimo mihintsy no hitantara eto ….

    #21124
    Anonyme
    Inactif

    Imerinatsimo nge fitambarana toko roa e ! Ambidirani sy Vakinisisaony. Ireo took roa ireo indray dia mbola mizara maromaro. Ao ohatra ny Zanamihoatra, ny Zafimbazaha, ny Famailahy, ny Talasora, ny Mamoladahy, ny Tantsaha, ny Zozoro, ny Manisotra… Ireny foko ireny, satria izany no nilazana azy tamin’izany, no nitambatra naha Imerinatsimo an’Imerinatsimo. Ny mety dia ny milaza mazava hoe mba ilazao mikasika ny tanàna izao aho na zaroa, na ihany koa ny Zanadrangorinimerina n any andrianan’ny Zozoro sy izay tena mahaliana anao manokana e! ny tena marina koa samy sarotiny @azy nytsirairay. Sady tsy misy mahalala mihoatra ny tompony e!

5 sujets de 131 à 135 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: