andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 146 à 150 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #21345
    Anonyme
    Inactif

    Nandalo teto indray ny kalaza an! tazony mafy ny antsika rahavako a.

    #21346
    Anonyme
    Inactif

    Ahitsiy kely fotsiny fa nifangaro kely zanak’olo-mirahavavy izany : Rangorinimerina sy Ravololondralambo, fa tsy Rampananambonitany izay renin-dRangorinimerina.

    #21347
    Anonyme
    Inactif

    les zanadralambo d’Ambodifahitra sont les descendants du Roi Andriamasinavalona et de l’une de ses maîtresses Hova.
    Ce sont des Zanadralambo tout court et ne sont pas considérés comme étant des nobles mais des Hova.
    Seuls les Zanadralambo @ Andrianjaka de Lazaina sont nobles.

    #21348
    Anonyme
    Inactif

    Aza dia atao an’izany fa Andriana kosa izy e!

    #21350
    Anonyme
    Inactif

    bjr, betsaka ve ny documents na zavatra mikasika an’Ambohimasimbola aty aminao, tena mi-interesé ahy betsaka mihitsy (na sary na généalogie na bibliographie etc…
    ity ny émail-ko:  » r.constant@voila.fr » misaotra mialoha

5 sujets de 146 à 150 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: