andriana c'est juste un titre ou…
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › andriana c'est juste un titre ou…
-
AuteurPosts
-
23/11/2009 à 12h49 #21486AnonymeInactif
Eto aho dia mbola mamerina ihany fa tena misy tsy mahalala ny Tantaran’ ny Zanadralambo Ambodifahitra, Zanadralambo, ary Andriamasinavalona mihitsy.
Fa angaha tamin’ ny andron’Andriamasinavalona no nanomboka ny Zanadralambo Ambodifahitra? Diso be izany, ary tena mirediredy mihitsy izay milaza izany etsy aloha. Manana ny tetiaram-pianakaviana mikasika ny tena marina izahay, koa rehefa tsy tompony, aoka tsy hilaza ny an’ ny hafa izay tsy fantatra, fa miteniteny foana.
Ary raha Andriana iray ao an-tanàna no nanambady hova, dia lazaina fa hova daholo ve ny Andriamasianavalona ao an-tanàna rehetra ohatra ! Dia ho lazaina fa hova daholo ve ny Andriana ! Tsia tompoko !
24/11/2009 à 11h48 #21489AnonymeInactifTsss !!! misy tena mahay mampiresaka anie eto e! miteniteny foana , dia tonga dia misendotra ny tena tompony. Soa ihany fa misendotra fotsiny fa tsy mamoaka ny tsiambaran-telo, fa izay fotsiny mantsy no andrasan’ny sasany. Mbola be ny mpisavika e!
24/11/2009 à 12h06 #21490AnonymeInactifMiala stiny ry zalahy fa Ambodifahitra dia tsy Andriamasinavalona mihintsy , Aty amiko ny Grand arret Rakoto Ignace , fitsaran’ny Mpanjaka tamin’ny taona 1860 ary voaheloka fa misavi Razana ny eny ambodifahitra milaza azy Andriamasinavalona, ka naverina ho zanadRalambo.
Fitsarana Nataon’i RAnavalona II io.24/11/2009 à 12h09 #21492AnonymeInactifMouvance Ratsiraka, le Karana Ismael et la Françafrique:
La Société CO-TO-NA dirigée par le ka-rana bori-satroka ISMAEL a donné à l’équipe de Ratsiraka (Mohajy Acram, Housein Abdallah, Fredo Betsimifira, Rasidy, et un ex-député de Nosy Be déjà décédé actuellement…) une somme de UN MILLIARD FMG pour pouvoir accaparer les terres ancestrales du Royaume Antakarana au Nord-Ouest de Madagascar.
Le Roi ISSA TSIMIARO III, vrai Roi de l’Ankarana s’est opposé à cette vente du patrimoine ancestral.
Alors, l’équipe de CO-TO-NA et l’équipe de Ratsiraka a éliminé physiquement le Roi Issa Tsimiaro III en 2004, avec plus de 60 hommes armés de machettes et de bâtons, alors qu’il revenait du bord de la mer.
Croyant qu’il était mort, l’équipe d’ISMAEL de Cotona et l’équipe de Ratsiraka a installé le comorien Rasidy comme faux-roi de l’Ankarana, sous le nom de Lamboeny III.
Ce comorien Rasidy est un usurpateur de nom, car il existe bien une famille royale qui s’appelle Lamboeny à Ambilobe, mais il n’est de cette famille. Ce comorien Rasidy est un usurpateur de titre car il n’est pas un vrai roi et un comorien ne peut jamais être le roi des Antakarana.
Le Roi ISSA TSIMIARO III est le vrai Roi de l’Ankarana depuis plus de vingt sept années, et ce n’est pas la famille indo-pakistanais ISMAEL, ni le comorien de père Rasidy, ni l’équipe de Ratsiraka, ni la Françafrique, qui pourra l’en empêché.
Que la famille ISMAEL sache que Madagascar n’est pas à eux !
02/12/2009 à 17h24 #21500AnonymeInactifSlt Ambodirano. Tsy miteny izaho hoe ny anao diso fa aza tonga dia miteny ny an’olona ho diso fa samy manana source de document avy. Nefa raha dinihiko dia ny anao no tsy dia mitombina kokoa aza. Rafandrafanenitra dia Andriamanjaka teo Ambohimasombola ary Rafaramahery no vadiny izay niterahany an’i Rangitatrimovavimanjaka. Raha voalazanao dia iza àry no renin’i Rafohy?
Azafady sady zao ty vao hitako fa tsy milaza hoe marina daholo ny ahy fa jereo kely hoe : raha ny fahalalako azy dia RASOAMARIMPOHY zanakavavind RAMASINAMPARIHY Mpanjakan’Alasora no renin-dRAFOHY.
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.