andriana c'est juste un titre ou…
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › andriana c'est juste un titre ou…
-
AuteurPosts
-
27/12/2009 à 0h38 #21587AnonymeInactif
i Raombana anie ka lehibe tany Angleterre ary @ maha taranak’i Andriantsimitovi//drazaka azy dia noheveriny fa ny taranak’izy io no tokony hanjaka, izany hoe ny Prince Rafondrazaka izay tsy iza fa
arrière-grand-père n’dRaombana ihany.
Nampitoviany @ fomba fanaon’ny any ivelany ny eto.
Ny nanendren’Andri/masina an’i Nampoina dia nohoin’ny androny sy ny maha zana -behivavy azy ary indrindrindrindra, ahafahiny manambatra sy manalehibe ny Royaumen’dRaibeny 2 izay tsy iza fa i Andriambelomasina sy Andriamiaramanjaka.27/12/2009 à 19h10 #21588AnonymeInactifMisy code lehibe napetraky Raombana @ zavatra lazainy, tsy niteny izy fa usurpateur Andriambelomasina tsy niteny iszy fa usurpateur Andrianjafy, fa Andrianampoinimerina no nolazainy, fa maninona loatra re?
28/12/2009 à 3h00 #21589AnonymeInactifAsa lahy raha ny fitiavan’Anosimiarinimerina sy ny fiharovany ary ny
fidélitény t@ Andrianjafy no nety somary niteraka ny alahelon-dRaombana t@ Nampoina ka nilazany izany.
Anosy mantsy dia tena niharo azy mafy dia mafy ary tsy mba nivadika
t@ hatramin’ny farany, ary nampihaiky an’ Nampoina izany toe-javatra
izany.28/12/2009 à 12h46 #21591AnonymeInactifANDRIANAMPOINIMERINA usurpateur hoy raombana?
Andrianampoinimerina anie zanak’ i Ranavalonandriambelomasina sy Andriamiaramanjaka, koa usurpateur ahoana?
Raha hoe nanao coup d’etat i Andrianampoinimerian dia … marina.
Efa saika maty in-3 izy, notetehin’i Anadahindreniny izay mpanjaka hovonoina, ka niady izy mianaka.
Raha resy Andrianampoinimerina, hafa ny tantaran’ny Merina sy i Madagascar: tsy nisy Radama I, fanjakana 1795-1895 etc.
Usurpateur satria tafakatra teo aminy fitondrana tsy aminy fotoana tokony ho izy, fa noho ny HERY….
Karazany ilay tena gasy vendrana izy amin’izay lafiny izay.Sauf que contrairement an’le hovalahy gasy vendrana iny, dia nahavita zavatra goavana ho an’ny tanindrazana i Andrianampoinimerina ary tsy namadika ny tanindrazana toy ilay taranak’i Rasanjy ry. Hafa ihany rehefa andriana !!!!
01/01/2010 à 0h24 #21594jojojojoMembreBonjour,
Je me permets de rebondir sur votre message car j’avoue ne pas très comprendre toutes ces distinctions …
Peut-être pourriez-vous selon un modèle européen expliquer mieux les choses ou faire une transcription …J’ai notamment entendu beaucoup de chose et je ne comprends vraiment pas du tout toute cette histoire …
1) Y a t-il 4 niveaux « d’andriannité » … ?
2) Il n’y a plus de vrai prétendant au trône ?
3) Les noms n’ont-ils pas une signification? Par exemple Rakoto en malgache veux dire Monsieur non? Le même Monsieur dans son sens premier (donc le frère du roi) ?!
4) Quid du village de naissance Ambohimalaza ?!Finalement, j’avoue connaître pas mal de malgache et je trouve qu’il y a quelque chose de récurent qui fausse constamment la donne … ils aiment bien parler (l’oralité) et parfois ça part dans tous les sens … parfois un brin de romantisme dans les propos … du coup à la fin tout le monde se dit Andriana, ou tout le monde se dit Prince ou Princesse …
Bref à s’y perdre pour quelqu’un qui ne comprend pas tout mais qui est vraiment avide de connaître l’Histoire de ce pays et une partie des garants de cette histoire …
Ps: On m’a également parlé de Dynastie (de famille très connu … par exemple qu’en est-t-il des Ramanantsoa ? Et j’aurais bien d’autres noms …)
Pps: D’après ce que j’ai compris aussi Ravalomanana est issu d’une petite classe d’andriana ?!Voilà, j’espère que vous pourrais le néophyte que je suis et qui vient de lire tout le thread mais qui n’arrive toujours pas à comprendre …
Y a t-il des règles simples ET ECRITES ?! Un moyen de savoir vraiment par le NOM par exemple? -
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.