andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 226 à 230 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #21722
    mianatra
    Membre

    slt av, hoy ianao:

    Hono oa aiza nomilevina kay Rafaramahery sy Rafandrafanenitra sy rafandrana sy rafandrampohy sy rafandrandava sy ramasimdohafandra

    midira google earth, jereo Andoharanofotsy, arao ny RN7 , Iavoloha, Amboajobe avy eo mianatsimo dia AMBOHIMASIMBOLA dia ireto coordonnées:
    RAFANDRAMANENITRA:19°00’38.72″S/47°31’00.76″E, Alt 1277m
    RAFARAMAHERY:19°00’39.94″S/47°31’00.76″E
    jereo koa ao @google « AMBOHIMASIMBOLA » na ANDRIAMORAONY na ANDRIANDRANOLAVA, bible et pouvoir àM/ an i Francoise Raison -Jourde sy usages sociaux sur les hautes terres de RAKOTOMALALA SY SOPHIE BLANCHET
    veloma vetivety é

    #21725
    tany
    Membre

    Raha tianao ny mba hijery ny misy an-dRafaramahery, maro ny lalana azo aleha ahatongavana eny ,saingy somary lavalava ihany ny dia an-tongotra tsy maintsy atao satria hanivanivaka vohitra sy lohasaha ihanareo.Ka raha vao tonga eo :
    1)-Ankadivoribe Atsimo ihanao na
    2)-Soalandy, na
    3)-Beravina, na
    4)-Ambodivona sy @ iny Imerinatsimo Atsinanana rehetra iny….Manontania olona
    fa ho tonga eny tokoa ihanao.

    #21728
    ambodirano
    Membre

    Mahafinaritra daholo ny fanoroankevitra ataonareo momba an’Ampandrana sy ireo tanàna ao aminy.

    Mila ampahafantaran’ny haino amanjery bebe kokoa fa toa indray mandeha monja ny fahitalavitra no naka sary teny.

    #21737
    Tambawax
    Membre

    Le groupe statutaire Zanakandriana n’existait pas avant Andrianampoinimerina. C’est lui qui l’a instauré pour éliminer les Zazamarolahy du pouvoir et le transmettre exclusivement au nouveau groupe. Stratégie…

    #21753
    mianatra
    Membre

    andriana: « noble » sa « aristocrate » no dikan’io teny gasy io, misy nuance ihany mantsy ireo heviny roa ireo.
    Tout le monde peut avoir l’esprit noble » de la noblesse’ et un aristocrate peut avoir ou ne pas avoir cet esprit.
    nous même, qui sommes sur ce forum, avon-nous au moins l’esprit, moins agressif entre nous même ???

5 sujets de 226 à 230 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: