andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 231 à 235 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #21754
    Ampandrana
    Membre

    Slt Ambodirano. Mahafinaritra tokoa ny miady hevitra momba an’Ampandrana sy ireo tanàna ao main’ny. Saingy izao aza mandainga lohatra ianao. Milaza ianao fa eo an-tampon’Ambohitraina no milevina i Rafandramanenitra sy Rafaramahery. Diso izany eo Ambohimasombola no milevina izy ireo eo avaratry ny fiangonana FJKM. Afaka mankany isika hita eo ny marina. Izahay efa mpandeha any fona sady tarak’Ambohimasaombola ihany. Fa aza dia avily re ny marina. ramrov5@yahoo.fr

    #21755
    mianatra
    Membre

    bjr daholo sao mba misy mahita toerana mety hividianana ilay boky « Et si la lune ne revenait pas  » de Mme RALAIMIHOATRA Gilberte , misaotra mialoha ( ity ny mail »r.constant@voila.fr ») veloma é

    #21756
    mpandalo
    Membre

    32 EUR sur ebay. pas mal comme livre sur les vazimba.

    #21757
    ambodirano
    Membre

    Slt Ambodirano. Mahafinaritra tokoa ny miady hevitra momba an’Ampandrana sy ireo tanàna ao main’ny. Saingy izao aza mandainga lohatra ianao. … Izahay efa mpandeha any fona sady tarak’Ambohimasaombola ihany. Fa aza dia avily re ny marina. ramrov5@yahoo.fr

    Slt ianao , adray tsy andeha handainga eto aho akory fa sao ianao kosa ary izany ? Mandiso ahy ianao , azo ekena izany fa tsy midika mihitsy hoe milevina eny @nareo Rafandramanenitra sy Rafaramahery . Sao kosa heverinao fa raha misy soratra an’izany eny @nareo dia izay no marina ! Ohatra eny Alasora tompoko misy stèle -ndRafohy novaina ho Andriampohy aza fa tsy eny izy fa eny Imerimanjaka. Mbola ho eny aho dia hanoratra @nao mialoha.

    Efa hitako teto io resakao io taloha fa tsy voavaliko. Arosoy eto hoe raha tsy mahadiso ny famantarana io toerana ilevenan’izy mivady io sady tantara misy dikany be koa izany ka tsara ho fantatr’izay mpandala an’izany.

    #21758
    ambodirano
    Membre

    bjr daholo sao mba misy mahita toerana mety hividianana ilay boky « Et si la lune ne revenait pas  » de Mme RALAIMIHOATRA Gilberte , misaotra mialoha ( ity ny mail »r.constant@voila.fr ») veloma é

    mianatra Bjr , hevitra atsipy ihany ny ahy fa raha eto antanàna ianao dia tsidio ny mpivaro-boky eny ambohijatovo fa teny no nahazoko io boky io , toy ny vaovao anefa 3 euros @n’ny vola malagasy raha kajy tsotsotra.

5 sujets de 231 à 235 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: