andriana c'est juste un titre ou…
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › andriana c'est juste un titre ou…
-
AuteurPosts
-
25/02/2010 à 10h31 #21827mpandaloMembre
Je reviens sur le sujet de ce même forum concernant Rafaramahery, Rafohy ( ou Andriampohy ), Rafandramanenitra ( ou Andriampenitra ) … d’un point de vue historique. Dans tout livre d’ histoire de madagascar qui se respecte ( colons, malgachisant ou nationaux ), un chapitre au moins est consacré à ça. Sur Google, 1 170 hits rien que pour Rafohy et Rangita.
Depuis 1902, des études ont été menées à l’Académie malgache sur ce thème, avec des enquêtes sur place. Enquête sur place importante car la mobilité des populations n’était pas encore aussi intense qu’actuellement. En 1902, on pouvait encore voir des hommes au temps grisonnantes n’ayant pas été pollués par les divers théories vaseuses des pseudo-historiens coloniaux. Tout ça a été consigné.
Et on va me dire en 2010 qu’il faut aller sur place pour demander aux gardiens des tombeaux d’Alasora, d’Ambohimasimbola ou d’Imerimanjaka ce qu’ils en pensent. Pourquoi pas ? mais je reste quand même sceptique, ayant fait la même démarche sur d’autres sites. Ce n’était pas une plaisanterie quand je disais que certains donnaient des infos complètement à côté de la plaque uniquement pour le bon pourboire à la fin.mpijery >>> ianao toa anisan’ireny mahafehy tsara ny tetiarana sy mitovy hevitra amin’ireo vodron’andriana tsy mety hamoaka ny tena izy satria sao misy mijapy fotsiny … Sa ahoana ?
25/02/2010 à 11h11 #21828mpijeryMembrempijery >>> ianao toa anisan’ireny mahafehy tsara ny tetiarana sy mitovy hevitra amin’ireo vodron’andriana tsy mety hamoaka ny tena izy satria sao misy mijapy fotsiny … Sa ahoana ?
Tsy mora ny mamaly ny fanontanianao. Ny tetiarana aloha efa mazava fa tsy faseho ankalamanjana, ny tantara hafa kosa indrindra ny antsipiriany madinidinika dia sahirantsaina ihany satria tsy fifandimbiasana @ ray sy ny zanakalahy no mifandova ny fitiavana ilay vakoka, fa indraindray izay, indraindray zanakanabavy, indraindray zafy, indraindray havana lavitra kokoa, dia raha be ny tantara hay, be koa ny very satria raha be ny tian-ko tantaraina raha tsy mila ilay zanaka mandimby very an-javanony izay notehirizina.
Dimy taona lasa izay, nisy havana nitantara, fa nariany fony nifindra trano hono ilay kahie malotoloto kely nitahirizan-drainy ny tantaram-pianakaviana mirakitra ny 200 taona, tetsy ananona indray nampirehetan’izy mianakavy afo ilay bokikely nanomboka nosoratana t@ 1879, izay ilay maharary atao ahoana ireny?
Resa-pianakaviana raha ny marina no tiako ho lazaina, mety misy ihany azo ambara ho fantatra izany hoe azo lazaina fa efa domaine publique.
25/02/2010 à 12h18 #21829mpandaloMembreRaha ny hevitro aloha, izay fantatra kosa, dia tsy maintsy raiketina an-tsoratra ( edition ) na ho haparitaka na tsia ( publication ).
Raha tetiarana tokoa, mbola tena tena sarotra satria mbola sarotiny be ireo mikolo ny soa-toavina maha-andriana. Fa na dia izany aza, efa nifanatri-tava tamin’ireo mpitahiry tetiarana aho, ka mino fa tsy ho very tsy akory iny lafiny iny.
Ny tantaram-pianakaviana, toy ny diary ohatra, dia tokony amporisihina ny tsirairay hamoaka na dia fantatra aza fa mbola sarotra ( ohatra mpamadika tamin’ny 1895, 1947 sns ). Sao ataon’ny olona fampirehetana afo fotsiny tokoa.
05/03/2010 à 8h45 #21836AmpandranaMembreSlt daholo e!
Fa aiza daholo isika rehetr e!
Sa variana mamaky boky daholo ve. Saika mba anontany izahako raha misy afaka mamaly. Ity misy olona anankiray ataoko hoe X no anarany. Ny rainy dia Andriamasinavalona, ny reniny Hova. Azo lazaina ve fa Andriana izy? X dia nanambady an’i « Y ». Ny momba an’i Y dia izao. Y dia taranaka Mpanjaka na Andriamanjaka tamina Hova. Taranak’andriana ve izany i « Y »?
Ary ny zanak’i « X » sy « Y » ve Andriana sa Hova?
Zay aloha fa amin’ny manarak e!05/03/2010 à 17h48 #21838mpijeryMembreNy mahazatra anay aloha dia 4 quartiers no tena hoe andriana e!
Les 4 grands parents andriana, na izany kosa na tsy izany havana foana izay iray fototra. -
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.