andriana c'est juste un titre ou…
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › andriana c'est juste un titre ou…
-
AuteurPosts
-
19/05/2010 à 10h22 #22154AnonymeInactif
Quelle attitude hautaine et dédaigneuse de la part de ces membres bannis !!!!! envers un modérateur en plus, on aura vraiment tout vu!!!!!!
A propos des trano manara, en réalité, ils existent en Asie, et c’est de là que les andriana (une certaine catégorie seulement) tiennent cette tradition. Ce n’est en aucun cas Ambohimalaza le « tompony », ça c’est une version Ambohimalaza.
La vraie histoire, c’est que Andrianampoinimerina a donné le droit aux 3 premiers rangs de la caste des andriana (zanak’andriana, zazamarolahy et andriamasinavalona) le droit de faire des trano manara, pour les distinguer des autres andriana satria ireo no andrian-dehibe. Et c’est là que les natifs d’Ambohimalaza ont dit : « et nous alors???? izahay indray ve no tsy mahazo trano manara???? » Ils ont dû DEMANDER (ou quémander plutôt) à Andrianampoinimerina ce droit, mais cela ne leur a pas été accordé d’office satria zareo tsy considéré andrian-dehibe intsony. Voilà la vraie histoire.
N’allez pas lire l’histoire sur le site d’Ambohimalaza, ce ne sont que leurs versions. Il faut un peu d’humilité dans la vie, et de self control, même sur un forum!!!!!
20/05/2010 à 14h37 #22157AmpandranaMembreAiza daholo e! tsy hotohizana intsony ve ny resaka sa aaon e!
21/05/2010 à 12h10 #22158rafanokoMembreefa niaritra zavamangidy maro isika malagasy hatry ny nidiran’ny mpanjanaka sy ny nitondran’ny saribakoliny ka heveriko fa fotoana kosa izao ho antsika mba hanafaka ny firenena amin’ny gejan’ireo fahavalo , ndeha hamondrona ny hery isika hamerenantsika ny fiandrianam-pirenentsika sy ny fahaleovantenan’ny toekarena malagasy ; isan’ny zavatra tokony ataontsika ny mampody ny mpanjaka RIII aty antanindrazana amin’izay , tokony hivondrona araka ny zony aby isika rehetra handaminana ny asa zay atao ; samia manontany ny tenany aby amin’izay tena anjara andraikiny dia mivonona hiasa , aoka izay izao fanapotehina an’i madagasikara izao, ndao isika rehetra hisiki-ponitra hana izay fara haintsika hanovana ny tantara ho amin’ny tena fandresena ho amin’ny tena fandrosoana mba hamelantsika lova tsara ho an’ny taranaka far amandimby ho sambatra tokoa i Mdagasikara.
21/05/2010 à 17h59 #22161tanyMembreisan’ny zavatra tokony ataontsika ny mampody ny mpanjaka RIII aty antanindrazana amin’izay
Miarahaba anao.
Ny Mpanjaka Ranavalona III ve io resahinao io?.
Raha izy mantsy, dia efa ela izy no tafody eto an-tanindrazana, saingy ny
ankabehazan’ireo niaraka taminy no mbola tavela any ivelany any.25/05/2010 à 10h41 #22163tantsahaMembreSamy manana ny fomba fampitana ny tantarampianakaviana io ry Andriana ka aza dia omena tsiny izay tsy mahalala ny momba ny trano manara.
marina ny anao fa ny Zanakandriana, Zazmarolahy sy Andriamasinavalona no miloloha tranomanara. Minoa ahy ianao fa vitsy koa ange izao no mahalala hoe inona ny atao hoe teraky ny trano fohiloha na dia ireo ao anatiny aza. Ny andriatompokoindrindra zao tsy te ahalala afatsy ry zareo.
MAZOTOA E -
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.