andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 376 à 380 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #22240
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehetra e!

    Mitovy ilay oe henam-paty sy ilay hena ratsy.

    Saika anotany aho oe ny andriana ian ve no misy fady.
    Ary ahoazna indray ry zalahy avy fiakarana manao ody kenda tena marina ve ilay oe raha kenda dia antsoina ny anaran’iry zareo.

    #22242

    Mahavariana, mahafinaritra sady mampitombo fahalalana ny vetin-dresaka mandalo eto momba ny Andriana.

    Noho ny sasantsasany manoratra eto, izay nahafantarako zavatra tsy fantatro taloha, dia mIha mazava sy matevina andro aman’alina izao ny fahalalako ny fomban-drazana.

    Mety ve raha mba manokatra bilaogy ianareo mba hizara sy hanaparitaka izany fahalalana izany?

    #22243
    mianatra
    Membre

    Ampandrana!
    Ingahy RAINIMIADANA no mpanao ody kenda avy eny @ toerana niavianao , izy no antsoina sady kapohina ny lamosin’izay kenda:
    « INGAHY RAINIMIADANA VONJEO NY ZANAKAY » io no fanaon’i Dada raha nisy kenda tao an-trano,
    Dia efficace tokoa aloha é

    #22245
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika indray!
    Ela iz zan ry mianatra!
    Toerana eny ampandrana ve io toerana lazainao ahy io. Tsy fantatro izany RAINIMAIDANA LAZAINAO AHY IZANY sao afaka manome fanazavana bebekokoa ianao.

    #22247
    Ampandrana
    Membre

    Saika anontany za oe ilay terme oe TSALO ve efa tàny aloha tàny sa teny taty aoriana.

5 sujets de 376 à 380 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: