diso kosa ny anao ry mpivahiny a! ny choix ihany no mitondra an’io, raha manambady andriana no tiany dia azy izany, raha te hifangaro izy tsy olana, fa ny fiaviana dia important be foana amintsika malagasy, refa mampakatra ianao tsy maintsy lazaina io. Identitaire daholo zany , io ny antony tsy hivadiana vazaha ohatra satria very ny maha gasy anao. fa raha tiano tsy olana fa mahatantesa ny vokany, moa raha tsy olana arahaba soa arahaba tsara