Andrian-dray, andrian-dreny ny tena ary nanambady andrian-dray andrian-dreny. Fomba nentin’ny tao an-trano izany ka notohizana. Tsy ilaina intsony ve ?
Fanontaniana sarotra kosa izany satria io no mbola hiainanay hatramin’izao. Titre fotsiny ve ? rehefa mankany ambanivohitra dia hitako fa tsy titre fotsiny fa mbola misy manome lanjany an’izany, indrindra moa ireo tsy andriana ao an-tanàna. Rhefa amin’ny fiainana an-davan’andro ve mbola ilaina ? tsy hanampy ahy aloha ny maha-andriana ahy rehefa andeha haka taratasy etsy amin’ny fokontany a.