Hono a, mikasa ny hanatateraka vodiondry aho miaraka@lay olotiako, izaho Andriana ary izy koa dia fantako fa andriana. Andriamasinavalona (ray sy reny) izy avy@dadany ary ny mamany kosa dia andriamasinavalona (avy@reniny) ary Andriadoriamanjaka (rainy). Ny fanontaniako dia zao, inona moa zany no atao hoe andrina nanoa? moa tsy voasokajy anatin’ny andriana intsony ve ireo andriana nanoa? henoko koa mantsy fa misy razany nanoa, ka mba tiako fatarina hoe inona no dikan’io? mbola tsy sahy manotany ny fianakaviko momban’io a sao voasokajy ho « tsy andriana » intsony ireo nanoa ka hampisy problème ao@fianakaviana. Misaotra mialoha