andriana,andevo,côtier,merina : hifankatia dia hivady sy hifampisipa sa hifangarika ?

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana,andevo,côtier,merina : hifankatia dia hivady sy hifampisipa sa hifangarika ?

5 sujets de 21 à 25 (sur un total de 49)
  • Auteur
    Posts
  • #18742
    Anonyme
    Inactif

    La race humaine a une destinée métisse. aiza enao no ahita pur-sang intsony atsy ho atsy. asakasak’izay tsy sahy mijery an’izany.
    Médicalement tsytsara koa ny manambady akaiky. zay no anisan’ny naharesy ny pharaons (hémophilie)
    ambadiky ny enveloppe misy olona. bon ou mauvais
    zany hoe vitsy fotsiny ny mahazaka différence. omeo race pure iray a hoe dé avy eo jerentsika iny hoe avy aiza. tsy maintsy misy ligne métisse any aloha any na hiakatra siècles aza
    Tsy afaka mi-survivre ny espèce iray rah isolée ny descendance-ny

    #18756
    mia
    Membre

    Médicalement tsytsara koa ny manambady akaiky. zay no anisan’ny naharesy ny pharaons (hémophilie)

    heu… reviens sur terre, etre andriana et vouloir perpétuer cela ne signifie pas que l’on va se marier avec son cousin ou son frère… je te rassure, l’inceste non plus n’est pas de mise dans les moeurs « andriana »…

    #18761
    Anonyme
    Inactif

    dia ahoana ihany ty resaka andriana hova andevo ty e???? tao tsy misy farany izy zany. Betsaka ve ny gasy mbola mitana an’io?

    #19518
    Anonyme
    Inactif

    agnay zao betsileo revenay aby zay tonga eo na ia na ia mahay mifandray @ olona rehetra agnay tsisy blema aminay zany resaka izany. maivan-doha zay mbola mametraka izany.
    rehefa kristianina dia mitovy aby tsa misy hafa izany.
    Samia mandinika sy mieritreritra raha misora_tena ho kristianina

    #20397
    Anonyme
    Inactif

    je suis pour le melange!!!!!je trouve ke c’est cool!!!!de toute facon les malgaches sont toute jolie!!!!!!

5 sujets de 21 à 25 (sur un total de 49)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: