ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh Accueil › Forums › Amour – Amitié – Relation › ary ahoana indray ny amin'ity fampirafesana ity eh 5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 19) 1 2 3 4 → Auteur Posts 26/08/2005 à 14h15 #17287 falygerdMembre tsy haiko na misy sipa mahatanty hampirafesina fa za mbola tsy nahita, nefa anie bobaka be koa ny simpa mampirafy eh na dia hoefa manambady aradalana aza 29/08/2005 à 12h40 #18177 BoobooMembre Sitrapo ny an’ireny e ary mahatanty izay ho vokany eo zareo matoa manao. 18/10/2005 à 7h06 #18289 AnonymeInactif izaho tsy mahataty ampirafesina fa mampirafy, tsy mety mihintsy aho raha tsy miaraka amina bandy maro au moins 3, angamba mety maladie ilay izy, tsy haiko 24/10/2005 à 18h32 #18291 AnonymeInactif za tena tsy pour @fampirafesana fa refa sendra ny oul tena tiana de tsy maintsy mande @io, 31/10/2005 à 19h02 #18304 AnonymeInactif io anie tsy misy hoe zao fa rehefa sendran’ny bandy na jo tia anao dia raikitra e fa milay io an Auteur Posts 5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 19) 1 2 3 4 → Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet. Connexion Identifiant: Mot de passe: Rester connecté Connexion