Efa ela be ity sujet ity, ary mino aho fa mba efa nahita ny mahasoa azy i Ando. Fa mba mahagaga ahy fotsiny ny toe-tsain’ny gasy sasany, izay milaza fa mitady taratasy fotsiny ny lehilahy gasy sns. Tsy hoe akory anie hoe mahantra ny gasy dia ambaniana toy izany e. Ohatra ny hoe vazah ery izato ianareo, nefa na tianareo na tsy tianareo dia gasy daholo ny havanareo, ary sûr aho fa misy ny mahantra. Donc, aza manambany ny mitovy @ tena fa mahamenatra be.