Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
29/10/2009 à 16h37 #21401AnonymeInactif
Tsy efa ampy ve izay fehin-kevitra betsaka izay ry zareo? Efa lavalava ihany izay, ampy ho tsakoana izay rehetra nambaran’ny olona marobe teto, indrindra ho anao ry welie izay efa ni-devoiler identité, ataoko fa tsy tsara ny miresaka lavabe ianao satria concerné ihany na dia atao aza hoe tsy ianao mivantana aza no resahina eto.
Aleo tsy ampiana intsony fa manjary lany manja. Izay aloha ny resaka manodidina Ranavalona III, raha resaka 17-18-19è mbola lavabe ary misy ny tena henjana tahaka ny an-dRafaralahy ka mianara koa mamantatra fa ny dondrona ihany no be zesta tsy @ antony, saingy raha indraindray tena ilaina ny mametraka zavtra @ toerany tsy itarazohana koa. Satria mamaky izao rehetra izao.
Très sincèrement.
29/10/2009 à 17h14 #21402AnonymeInactifambodirano> tsy niteny mihitsy aho hoe misikotra resa-pianakaviana velively ianao fa aza mampiteny ny tsy noteneniko toi! ny olona hafa eto no tiako resahina sao hisy hiteny eo hoe manao resa-pianakaviana isika! zany no nahatonga ahy hanontany mail mba hiresahina en privé… bof, bof, lasa fifamaliana virtuel eto fotsiny fa raha te hanohy resaka enao d za vonona hatrany… Ary ilay voninkazo dia tena tsy kopy mintsy enao zany fa ny tsy tiako dia ilay enao miteny hoe zà nahazo jackpot, mitovy @ renibe-ko etc… satria tsy tiako atao resaka eto zà… raha ireo RAD-ko sy razako fantatry ny maro tsy maninona fa izaho no tsy tiako… niteny aho hoe iza aho satria nisy resaka tiako nazavaina kely teto raha tadidinao!
invité farany> lany manja ve? Rehefa tokony misy ny zavatra tokony lazaina dia mba milaza ao satria misy ny zavatra nodisoana na tsy hain’ny olona hafa.
Enfin bref, mba hampizotra milamina ny resakareo eto dia aleo tsy handray anjara intsony aho… hijery ivelany fotsiny… tohizo ny resakareo fa mahaliana be!
Aleo aloha hitsotsotra kely @ izay izany…31/10/2009 à 18h35 #21405AnonymeInactifBetsaka moa ny Usurpateurs na mpisaondola ho andriana, amin’ ny vaninandro iainantsika izao. Efa nahilika tamin’ ny fikambanana Andriana izy ireny izao. Koa samia mailo daholo !
Ny fomba ahafantarana azy ireny dia mpangata-bola amin’ ny Andriana etsy sy aroa. Ny malaza amin’izany hono, araka ny resaka ao anatin’ ny Fikambanana Andriana maro dia :
– izany Jo-bily izany, izay tsy andriana akory ary tsy eken’ ny andriana any amin’ ny Antemoro,
– izany Jao-mora izany, izay tsy eken’ ny Antakarana, sy ny Sakalava ary ny Betsimisaraka ho andriana mihitsy;
– izany Etsifo-saina izany izay tsy eken’ ny Mahafaly ho andriana mihitsy,
– izany ratrimo-arison izany hono, ary ny fianakaviany mihitsy hono no manambara fa tsy Andriana ry ireo,
– izany Clark R. izay zaza nanara-dreny izany, fa tsy andriana mihitsy
– izany Lambo-eny izany, izay zanaka komoriana, ary tsy eken’ ny Antakarana ho Andriana mihitsy….Koa aoka samy hifampilaza ary smy ho mailo daholo !
02/11/2009 à 15h02 #21407AnonymeInactifaza manoratra anaran’olona fa tsy mahalala fomba …izany ve no toetra nampianarina anareo?
03/11/2009 à 9h28 #21408AnonymeInactifKa rehefa manaonao foana mitonona ho topony nefa tsy izy akory topa mandreraka ko.
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.