Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
08/11/2009 à 11h43 #21438AnonymeInactif
Fa mba valio am-pahibemaso eto ilay lazaina fa MAMORONA e! Mbola misy ihany ve izany JAKY MENA izany e ! Raha toa ka RAVA na MIZARAZARA dia maza be izany fa misy MAMETRAM-PANONTANIANA ao TENA IZY sa TSIA!
Nisy olona maromaro nanontaniana avy ao! Fantatrareo ve izany RAVANINORO izany! VALINY : TSIA! Fantatrareo ve izany RAKALOBE izany!VALINY: fantatra ANARANA fa tsy MAZAVA NY TANATARA FONOSINY ! Fantatrareo ve hafa milaza fa zana-dRAZAFINDRAHETY! VALINY: MAROMARO fa HONOHONO ny akamaroany, MARO ireo fianakaviana akaiky azy no niantso NENY na MAMA tsy midika akory FA ZAZA NALAOKIN’NY KIBONYanisan’izany ny TARANAK’IREO NIARA DIA TAMINY TANY LA REUNION izay nanambady OFFICIER VAZAHA d’ ORIGINE MARTINIQUAISE ary MBOLA HITA IZANY RA @ IZANY @ NIREO TARANANY ATY AORIANA MANANA VOLO HOLIOLY TSY MALAMA TSY NGITA FA TSY METY LAVA!
Ary mba hazavao ilay hoe AKOHO VAVY TSY MANENO ! izaho aloha dia efa nahita akoho VAVY NANENO fa mba mpiompy akoho koa ny tena taloha fa tsy HONOHONO !08/11/2009 à 11h51 #21439AnonymeInactifAZAFADY FA DISO TSIPELINA , RAVONINORO fa tsy RAVANINORO
08/11/2009 à 18h31 #21440AnonymeInactifNY AKOHO VAVY TSY MBA MANENO !
Oadray, angaha ianareo tsy mba mamaky ny Tantaran’Andriana napetraky ny Andriamanjaka voalohany tany aloha be tany?
08/11/2009 à 18h37 #21441AnonymeInactifTsrava tompoko
Izaho dia teraka Alasora, Tsy ilay hasin’Alasoraetsy ambony akory an, fa andriana eny alasora ihany koa hono. Misy fasanay eo itampon’alasora tsy ny fitomiandalana izay vao narenina fa hitanareo ilay fasana misy tranomanara mangamanga sy fotsy eo amin’ny ankavanan’ny arabe rehefa avy Tana ianareo . Misy manao doany sy mangataka fitahiana ihany eo indraindray. Izany hoe tsy dia tena Andriana be alasora izany ny tenako tsy teraka Andriambonimena fa hafa mihintsy . Asa raha mety fantatrareo iza ny razana ao fa ny amiko aloha dia tsy dia tena fantatro loatra ny razanay ao fa andriana ihany hono. Ny vadiko dia teraka Ravoninoro fa tsy dia rarahiny loatra ny momba ny maha avy aiza azy sy avy aiza asa angamba ambopo be loatra ve ?, tsy dia mino an’izay loatra aho fa samy manana ny razany sy ny fiaviany ka samia fier ny azy hono. Izay tsy mino io tantara io tsy olana izay mino isaorana ary mahazo mifampiresaka fa na ny tenako aza dia liana te hamantatra bebekokoa momba ny teraka andriana farany satria maro karazana ny Andriana no milaza fa tompon’ny farany daholo sy tokony heritier du trone hono, dia tena mahaliana. Ny efa teneninareo dia efa betsaka ( Ratahiry, teraka Rakalobe, Ravoninoro, Rafaralahy sy ny sisa) misy ny miteny hoe izany Solonavalona izany hono no tena izy tokony hanjaka ahoana indray ny momba izay? , ny avy aty amin’ny vadiko teraka Ravoninoro aloha dia tsy taitra amin’izany loatra. ary tsy nivavaka tao anty rova tamin’ny farany teo izay nivorian’ny Andriana be rehetra teto Imerina . Misaotra anareo rehetra aloha fa nahazoana connaisance maro ny post eto.
Soava tsara daholo ny Andriana09/11/2009 à 11h59 #21442AnonymeInactifAmbodirano >>> Pourquoi en français et non en malagasy ? La raison est simple : ce forum est un outil de vulgarisation de notre histoire, donc accessible aussi à d’autres qui n’ont pas encore eu le temps d’apprendre notre langue maternelle avant d’attaquer l’histoire.
Sinon, le livre de Gilberte Ralaimihoatra donne une autre version de l’histoire des Vazimba et Vazimba « niova », avec une façon étonnante de présenter les arbres généalogiques. Je ne saurais que recommander une confrontation avec d’autres écrits comme le T.A., les livres de Rainitovo, et quelques écrits par ci par-là racontant des peuplades se disant descendants direct des anciens vazimbas.
Ma démarche n’était pas trop de rentrer dans les détails de ceux d’Ampandrana, ni les questions autour des ascendants paternels d’Andriamanelo. C’était plutôt de montrer que la notion d’usurpateur peut être sujet à discussion.
Andriamifonovy >>>> eh eh ! nivaoka teto ihany ilay izy. Anisanan’ny manontany tena mihintsy aho amin’ny fisianan’ny taranaka mivantana avy any amin’ny mpanjaka Razafindrahety noho ny antony maro tsy ho voatanisa eto. Kanefa, misy tokoa ny taratasim-panjakana tamin’ny andron’ny fanjanahana manamarina fa Ingahy … no nanangana ny zafikelin’i R….. sy ny zafikelin’ny mpanjaka Razafindrahety. Ka asa tokoa.
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.