Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 521 à 525 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21446
    Anonyme
    Inactif

    anisan’izany ny TARANAK’IREO NIARA DIA TAMINY TANY LA REUNION izay nanambady OFFICIER VAZAHA d’ ORIGINE MARTINIQUAISE ary MBOLA HITA IZANY RA @ IZANY @ NIREO TARANANY ATY AORIANA MANANA VOLO HOLIOLY TSY MALAMA TSY NGITA FA TSY METY LAVA!

    Ilay niara-dia t@ ange dia MARIE-LOUISE no niaina tany andafy foana ary tsy hay zay taranany ka mba azavazavao hoe io izy niteraka t@na MARTINIQUAIS io fa vaovao ndray zany mbola tsy nisy nilaza mihitsy dia aiza ireo olioly volo reo zao ianareo toa efa nahita azy ireo mivantana izany !

    #21466
    Anonyme
    Inactif

    Misy tena mirediredy sy miteniteny foana mihitsy eto nikasika :

    – Ny Zanadralambo: tena diso tsy mahay tantara;
    – Ny Zanadralambo Ambodifahitra: tena diso tsy mahay tantara;
    – Ny Zanakandriana: misy zazamarolahy sy andriamasinavalona misavika ho zanakandriana…ets.

    #21468
    Anonyme
    Inactif

    Aleo izy hirediredy rahavako fa izany no mba mahafinaritra azy a! Ny antsika tano mafy tsy ho very.

    #21471
    Anonyme
    Inactif

    Tsarava Tompokolahy…….Sarasara Tompokovavy.
    Mba saika hanontany aho sao mba misy mahafantatra na koa manana
    tetiarana momban’ Ivatobe Avaratra re Tompoko aminareo eto @ ity
    forum ity.
    Hisaorana mialoha ny rehetra indrindra ireo izay mba afaka hitondra
    ilay tantara eto.
    Trara antitra Tompoko.

    #21472
    Anonyme
    Inactif

    Ianao kosa dia mba manonofy. Izany tetiarana izany anie ka anak’andriamaso amin’ny fianakaviana e. Dia ho atolotra anao sady anonyme tsy misy présentation akory ve? Sa fianakaviana tsy manankasina ny ao Ivatobe Avaratra? Mba asio hajany e.

5 sujets de 521 à 525 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: