Dia mba miverena afanao ny eto ary f aza resintory eo f’ angaha nareo tsy mba teny andRova tamin’ 6 Novambra teo ary
adinonareo koa angaha ny fankalazana ny FANDROANA tany Ambohipiara MANJAKAZAFY nataon’ny Fianakaviambe tamin’ 22 Novambra . Mba tantarao moa ho fantatry ny be sy ny maro é !!!! ny gazety aza toa tsisy akony sy Ingahy Ndriana mpanao fanambarana eto asa lasa aiza koa ngaha.