Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 556 à 560 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21564
    Anonyme
    Inactif

    Fitondrana hova = Fanjakan’ i Baroa !

    #21565
    Anonyme
    Inactif

    Mifanindry ny izy samy izy;
    Ao ny mijoro amny maha izy azy , ary marina ny azy.
    Ao ny miady mafy ny ho Andriana nefa tsy mahaovoka any an-kafa fa ny ao @ ihany no tadiaviny ho tsindriana mba hampisongadina azy.
    Anga tsy mampmé be lé scène fa tsy manaiky lembenana ny ao amny
    ka misangodina sy mirepirepy fotsiny sisa ataony e ! .

    #21567
    Anonyme
    Inactif

    tompony iza ! Ialahisany aza miady an-trano loloh! IV REPUPBLIQUE = RAJOELINA ( TSIMIAMBOLAHY) OK !

    Miady an-trano?!.
    Ady hevitra fa tsy ady toy ny ao aminareo.
    Aza mitsabaka sy misisika @ resaka tsy tokony hidiranao .
    Any aminareo no mandraisa an-tendrony.

    #21568
    Anonyme
    Inactif

    Ny an zareo hova mifanopa fotsiny no betsaka tao dia farany vaohidy ilay izy.

    Ny fanjakan’ny andriana mbola ho avy, tsy misy ady atrano zany fa efa fantatra ilay olona tokony hanjaka. Ra tena ao anatiny ianao dia hainao oe iza izy io, fa tsy mila mandalo forum zany, na dia mahaliana aza ity forum koolsaina ity.

    Aza adino koa fa ny mpanjaka tanindrana mbola misy fa ny ao Imerina sisa no andrasana.

    #21569
    Anonyme
    Inactif

    Ny tena Mpanjaka sy Printsy any anindrana dia manana roim-pihavanana @ eto Imerina ary mifankalala tsara ny mpianakavy ary indrindra indrindra mifanaja. Tsy vahiny izy ireo eto Imerina ary tsy vahiny koa isika any @.

5 sujets de 556 à 560 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: