Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
13/01/2010 à 17h21 #21665AnonymeInactif
Na mpimamo izy na tsia……IZAY NO TIANY ARY FIAINANY IZANY …
13/01/2010 à 18h21 #21666AnonymeInactifHOMMAGE A SON EMINENCE LE CARDINAL ARMAND GAETAN RAZAFINDRATANDRA :
C’est un grand homme que l’Eglise catholique vient de perdre, avec la disparition, le samedi 9 janvier dernier, dans la ville de Mahajanga, du Cardinal Armand Gaëtan Razafindratandra, dans sa 85e année.
GRAND PRINCE :
Sa dépouille a quitté la capitale du Boeny pour être veillée depuis hier, à l’ECAR Saint François Xavier à Antanimena où les Tananariviens pourront lui rendre un dernier hommage.
Natif d’Ambohimalaza où il a vu le jour le 7 août 1925, Armand Razafindratandra a dédié toute son existence à la vie religieuse. Ordonné prêtre en 1954, un détour à l’Institut catholique de Paris a donné une autre dimension à sa vie cléricale, après des études catéchistiques et en sciences sociales dans la capitale française.
Nommé à la direction du petit séminaire et enseignant au grand séminaire tout en étant vicaire de la cathédrale d’Andohalo, le Père Armand Razafindratandra devait avoir, dès son retour au pays, une vie cléricale très chargée.
Sacré évêque en 1978, la prélature de Mahajanga lui est confiée la même année. Il a exercé cette charge jusqu’à sa nomination en qualité d’archevêque d’Antananarivo le 3 février 1994. Elevé à la dignité cardinalice par le Pape Jean-Paul II le 26 novembre de la même année, Armand Razafindratandra préside la Conférence Episcopale des Eglises malgaches de 1997, jusqu’à son départ à la retraite, en 2005.
Le cardinal a choisi de se retirer à Besalampy dans le Melaky, pour ses vieux jours après une vie de sacerdoce d’une bonne cinquantaine d’années au service non seulement de l’Eglise Catholique Romaine, mais aussi d’un œcuménisme dont il fut un ardent défenseur, notamment au sein du FFKM ou le Conseil des Eglises Chrétiennes de Madagascar.
Prince de l’Eglise, le cardinal Armand Gaëtan Razafindratandra reposera à la crypte de la cathédrale d’Andohalo où auront lieu ses funérailles ce vendredi. Tous les Malgaches, chrétiens ou non, catholiques ou pas, garderont de lui, le souvenir d’un grand homme racé, d’une élégance aristocratique, jusqu’à ses derniers jours. Il s’en est allé, laissant derrière lui, l’image d’un être à la vie pleinement accomplie.
Stéphane Jacob
13/01/2010 à 19h09 #21667AnonymeInactifTena voalaza tokoa ny toetran’ny razambe ary tsy maninona izany, voalaza koa taiza no nahaizana nitanika fary ho lasa fisotro, sy ireo nitondra ny fifoka, tsy maninona izany fa izany no manaporofo fa misy tompony ny tantara ka na ratsy izany na tsara tsy azo savitsavihana satria sao misy mahay mampiresaka fa hoe efa tsy misy mampahay intsony ka mora lalaovina.
Io izao ny Andriana kardinaly, na tsy nilaza n’inon’inona momba ny tetiarany aza ny faire-part dia ny anaran’ny dadabe sy bebeny avy @ rainy sy reniny fotsiny no nivoaka dia miharihary ny fihavanana eo amin’ny sehatry ny andriana, ny tetiarana, ny fianakaviana ny vodivona.
Fantatra ny havany avy @ rain’ny rainy, renin’ny rainy, ny rain’ny reniny, ny renin’ny reniny izany ka tena rôle. Ambohimalaza no voalaza, fa ny sehatry ny fianakaviana sy ny havana mahalala tsara ny fifampidirana eny Marovatana, Anosiavaratra, Ambohipara, Andramasina. Tsy tononina ny tetiarana fa ny samy mpihavana mifankahalala tsara.
Tsy misy tantara foronina, fa ny Andriandehibe tahaka ny kardinaly ny vatatenany mihitsy no tantara.
14/01/2010 à 9h05 #21668AnonymeInactifIe, fa inona moa no atao hoe Andriandehibe, ary iza avy no afaka mitonotena ho prince? ny Zanak’andriana tamin’ny andron’i fiafaran’ny fanjakana Malagasy 1896 aza tsy sahy mifampiantso hoe prince.
Fa dia nahoana loatra ary misy karazana Andriana milaza foana fa prince ? tena tompony va ireo? Ianareo tokoa ve no andriana farany akaiky amin’ny Andriamanjaka farany? ka hatrany ivelany dia mitonontena ho Son altesse Serenissime. Maha-tapadoha izany ka samia mieritreritra!!14/01/2010 à 9h38 #21670AnonymeInactifNy zanak’andriana t@ fiafaran’ny fanjakana Malagasy kosa aloha nisy prince e!
Ireto no prince farany neken’ny fanjakana mazava:
Ny prince Ramahatra sy ny princesse Razafindrazaka
Ny prince Ratsimamanga sy ny iraitampo.
Ny prince Rafaralahy Ratsimamanga izay fony maty dia nolazaina mazava fa dernier prince royal.Ny fanontaniana voalohany mipetraka dia tsotra: manana titre prince ve aloha ny dada na ny mamanao, raha tsy nanana izany izy dia tena ridicule ianao raha mitonontena ho prince na princesse satria na ny raiamandreninao aza ambanianao @izany.
Raha ny dadabenao no prince dia efa tsy prince izany ianao.
Ny renibenay mbola nitonona ho zanakandriana fa tsy misy sahy mitonona an’izany intsony izahay izao, satria mahafantatra tsara fa tsy savitsaviham-poana izany. -
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.