Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 586 à 590 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21672
    Anonyme
    Inactif

    hono oa saika mba anontany izahako hoe ahoana marina moa ahafantarana fa Andriana ny olona anankiray? Tsy azoko intsony rehefa maintyve dia andevo. Misy mantsy mialza fa ny Andriana dia fotsy fa ny Andevo no mainty. misy indray anefa olona mainty nefa milaza ho andriana? Ka tiako ho fantatra hoe ny lokon-koditra dia milaza ny firazananao sa ahoana marina.

    #21673
    Anonyme
    Inactif

    Zanak’andriana ve no atao hoe Prince ?

    #21674
    Anonyme
    Inactif

    Hoy ny mpitantara hoe izay malaza sy akaiky ny mpanjaka t@ zanakandriana no natao hoe Prince.

    #21675
    Anonyme
    Inactif

    fa inona moa no atao hoe Andriandehibe

    1/ Zanak’andriana
    2/ Zazamarolahy
    3/ Andriamasinavalona

    Ireo ny Andriandehibe. Andriana tsy mamadika. Andriandehibe.

    Jaky mena.

    #21677
    Anonyme
    Inactif

    Printsy sa Zanakandriana ? Jereo fotsiny ohatra i Ratefinanahary vadin-dRabodosahondra. Hoy ny lahatsoratra sasany hoe Printsy Ratefy. Fa Zanakandriana ve izy ?

5 sujets de 586 à 590 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: