Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 616 à 620 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21726
    Masina
    Membre

    Raha misy tsy nanaja ny Fiandrianana dia Nampoina, Radama I, ary ny teraky Ralesoka sy Rangorinimerina !

    Raha nisy ozona dia tsy misy mihoatra ny fanjanahantany sy ny nahamay ny Rova Manjakamiadana !

    #21727
    mpijery
    Membre

    Tarana-dRangorinimerina @ zanany roa lahy sy ny zanany roa vavy ny tena.
    Taranak’Andriambelomasina sy Rasoherina amin’ny zanany telo vavy sy lahy iray, tsy resahiko Renibodononimerina fa mbola tantaram-pianakaviana hafa koa iny sns….
    Na lazaina fa ratsy aza ny ahy dia j’assume.
    Raha tsy nanaja ny fiandrianana ny razako efa tsy nisy intsony aho, fa izaho kosa tsy mba hanafoaka razan’olona.

    #21729
    pirina
    Membre

    aza mba manala baraka olona azafady indrindra rehefa marenina sy tsy mahay mamakafaka tsara fa tsy RANAVALONA 3 AKORY NO ALAINA AVY ANY AN-DAFY fa ireo mpiara dia taminy maty tany ,ka tsy misy olona vendrana ohatra anareo akory eo ka hanaonao foana hoatry ny famindrana rzana teny @ ROVA;izay nanao ireny no teny vendrana sady manitskitsaka olona mihintsy ,azo ho lazaina ho mpamosavy mihintsy,fa tsy ingahy minisitra mandala ny soatoavina maha malagasy

    #21730
    tany
    Membre

    Aza gaga ihanao fa ento am-pilaminana fotsiny…..
    Ny zanak’ireo nandrorona aloha dia efa…….izay no izy.
    Ireo métisses indray dia mino aho fa tsy dia olana loatra ny momba azy indrindra raha toa ka ZANA-BEHIVAVY ry zareo, satria « Ny zazavavy
    no loharanon’Andriana ».
    Tsy ho lava resaka aho fa io no izy ao @ Andriamasinavalona miakatra.
    Surprenant, mais c’est comme çà.

    #21742
    mpijery
    Membre

    Azafady aoka tsy hiresaka ny problème personnel anareo sy izay adinareo any ianareo.

    Fitaovan’ny faible ny mamely ambadika @ internet hiheverana hi manipuler-na ny sain’ny mpijery, izay mafy mifampiantso mifanatrika , mifampiseho tetiarana sy vodivona e (Mr +Mme) ! Ho hita tsara izay tena marina sy ny afenina any.
    Ho hita mazava koa ny tena taranaky ny tia tanindrazana. Mahay tsara ny tantaran’ny 47 koa ny tena.

5 sujets de 616 à 620 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: