Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
14/03/2010 à 17h47 #21932MasinaMembre
« … Avec une monarchie constitutionnelle, la stabilité politique est assurée,les gouvernants ont des comptes à rendre périodiquement, le budget est géré médiatiquement et publié dans la presse libre…
…Penser qu’ une république est encore de mise à Madagascar est une grave
erreur……Mettre aux normes infrastructurelles compétitives la Grande Ile est la
volonté monarchique pour le bonheur mérité de tous les Malagasy »…15/03/2010 à 7h06 #21934AmpandranaMembreIo Pseudo entinao eto @ forum io ve dia tsy ahalalanao ny momban’iny Atsimon’ Imerina iny, sa midika ho les 2 Ampandrana de Tanà io?…à savoir: Ampandrana Est et Ouest ?.
Ary aza mora sendaotra @ Mpandalo moa ihanao e…..Signes de ponctuation tsy napetaka fotsiny no nampiavaka azy.
Slt « tany »!
Mety gaga marina raha milaza fa izaho dia tsy mahalala momba momba ny tantaran’Imerinatsimo nefa ny pseudoko « Ampandrana ». Marina ny anao nefa aza omena tsiny na dia izany aza e!
Ny pseudoko dia tena ilay Ampandrana eny atsimo izay fanjakan’ny taranak’Andriampandrana tany izany andro izany. Izahay mantsy dia avy Ambohimasombola izay nolazaina taminay fa anisan’ny renivohitry ny Ampandrana t@ izany andro izany tao aorian’ Ifandro (Ilay vohitra eo atsimon’Ambohimasombola). Ka misy kely ihany fantatro momba ny tantaran’ny tanàna misy anay fa tsy mahalala momba ny Imerinatsimo loatra izaho.
Ka hoy ianao hoe « ny pseudo entiko ve dia ahalalako an’Imerna atsimo », dia tsy de mahalala aho fa mba izay no idirako amin’ity forum ity mba te angataka amin’izay mahalala.
Ka misy ifandraisany ve ny momba Ampandrana sy ny zazamarolahin’Imerina atsimo ary aiza ireo vodivona lazainao? Ka mba mangataka valiny aminao ry « tany »!
Soava tsara Tompko!16/03/2010 à 19h19 #21946MasinaMembrePensez-vous que les nationalistes et patriotes pour une monarchie moderne se seraient manifester aussi patriotiquement si la république aurait fait ses preuves depuis belle lurette ? Un demi-siècle, ce n’est pas rien !
Cinquante années de république, cinquante années de bêtises qui font la honte du pays. Non les sceptiques le savent, la république à Madagascar a rendue l’âme !
13/04/2010 à 19h51 #21995tanyMembreKa hoy ianao hoe « ny pseudo entiko ve dia ahalalako an’Imerna atsimo », dia tsy de mahalala aho fa mba izay no idirako amin’ity forum ity mba te angataka amin’izay mahalala.
Ka misy ifandraisany ve ny momba Ampandrana sy ny zazamarolahin’Imerina atsimo ary aiza ireo vodivona lazainao? Ka mba mangataka valiny aminao ry « tany »!
Soava tsara Tompko!Raha sendra mankeny Ambohimasombola ihanao,topazo maso kely fotsiny iny Andrefana iny…izy io .
Raha eo Ampandrana ihanao, mitrakà kely fotsiny ….mbola izy ihany io.14/04/2010 à 19h16 #22003tanyMembreRaha sendra mankeny Ambohimasombola ihanao,topazo maso kely fotsiny iny Andrefana iny…izy io .
Raha eo Ampandrana ihanao, mitrakà kely fotsiny ….mbola izy ihany io.Tohizako kely…Maro ny vodivona @ Atsimo rehetra iny.
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.