Miarahaba anao ry Ampandrana.
Aleoko avy dia tsorina aminao fa somary manahirana ahy ny momban dRadama II, satria ny tenako mivantana dia tsy misy hifandraisana direct aminy. I Mpijery ,angamba, no tokony hametrahanao ilay fanontaniana fa izy no azoko lazaina fa mi-maîtrise ny tantera @ lafiny maro dia maro.Tiany loatra mantsy io resaka iray io.
Momban’ilay boky be nosoratan’i Ratany indray ,dia novakiako tokoa izy io ary hitako fa misy erreur goavana be iray ao anatiny izay mikasika ny ascendance directe-ko,dia avy dia najaniko teo fa tsy notohizako intsony ny famakiana azy.