Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 666 à 670 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #22054
    tany
    Membre

    Ar aizamarina kay ny nanafenana ny Mpanjaka Andriamasinavalona. Araka ny nolazain’ilay olona ihany fa tsy eo Manjakamiadana no nanafenana azy.

    Misaotra tompoko!

    Miarahaba anao ry Ampandrana.
    Andriamasinavalona dia eo Manjakamiadana tokoa no miafiana ,ary nanafatra ny ho afenina miaraka @ ilay vady tiany indrindra, izay niamboho tapa-bolana monja tao aorinan’ny niterahiny ny zanany lahy iray izay nanjaka tao Ambohimanga taty aoriana.
    Ny fanontaniana hafa napetrakao dia aleo ho valian’i Mpijery.

    #22056
    mpandalo
    Membre

    Kanefa raha ny fahalalako azy dia ny fitomiandalana etsy Alasora dia Andriamasinavalona dia ry Andrianamboninimena. Sa nasondrotra zazamarolahy

    Ity misy lahatsoratra hitako tamin’ ny internet , amin’ ny teny frantsay moa, mikasika an’ io resaka io. Toa famintinana ihany ny fijeriko azy.

    Raha mazoto moa i Mpijery dia izy no hamaly, satria toa manontany basy amin’ny angalisy ianao ry Ampandrana.

    #22159
    rafanoko
    Membre

    tena mampmé be aloha lé etre andriana eto amin’ny tanàna e!
    anarana fanao amin’ny olona gli dia somary ampiana keky hoe afenina any ananona , ny ankapobeny ny olona rehefa tsy izany dia hamafisina ery hoe izany , ny zavatra efa masina tsy mila hamasinina intsony koa raha izany tokoa ilay olona dia tsy akory antony hanandrianana azy ,
    fa izany eo ihany fa io titre io angé manambara ny asa aman’andraikitra zay zakain’ilay olona e!
    ny hitako amin’izao fitombon’ny isan’ny mponina izao aloha dia azo lazaina ho Andriambodi…….lova daholo ny ankamaron’ny gasy

    #22187
    razaf
    Membre

    Tsarava tompoko o!
    Ao @ facebook misy groupe hoe  » si toi aussi t’es 100% Andriana « . Koa manasa antsika anao debat ao sady fantatra sy hita mazava tsra zay olona miady hevitra eo!! aoka izay Andriana ihany no miditra ao @ io groupe io mba tsy hisy korontana na fiantsiana, . misaotra tompoko.

    #22206
    Anonyme
    Inactif

    Ny tanan’Andriana dia fantatra avy hatrany misy ady dia misy ny atsinanakady sy atsimo kady

5 sujets de 666 à 670 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: