Misy tendrena ka. Misy aza zanaka nateraka izao, notenenina fa tsy zanak’andriana noho ny antony maro. Nisy ireo zanak’anabavy notendrena ho zanak’andriana, fa tsy ny zanak’anabavy rehetra akory.
Ny zanany efa tsy voatendry intsony, ka rehefa lasa izy ireo, dia tokony tsy ho hisy intsony ny zanakandriana.
Na dia mbola misy miady mafy ho izy aza.