Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 686 à 690 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #22372
    Anonyme
    Inactif

    mettons un peu de chiffre à tous ça! pour mes frères:

    1/4 des merina sont andriana!
    il y a 3 000 000 de merina ce qui nous fait 750 000 d’ andriana en tout.

    en supposant que la moitié ait rejeté leurs origines pour diverses raisons ( crise d’adoléscence pour la plus part etc etc… )

    il nous reste 375 000 andriana bien vivant et prêt à en découdre.

    C’est plus que suffisant pour créer un Etat souverain lol. il manque juste un peu d’organisation et le tour est joué.

    #22373
    tany
    Membre

    maty Radama I d novonoina daholo ny fainakaviny zay atahorana fa andimby azy tao anatin zany Raketaka.

    Tsy maty izany i Ketaka.

    Ampiako anarana iray izay voalazan’ny boky fa nampamonoin’i Mavo nefa tsy nisy an’izany akory : Razafintaolo.

    #22374
    Anonyme
    Inactif

    Raombana secrétaire an i Rnavalona aza nilaza tao amin tantara nosoratany fa maty i ketaka … sa hoy enao oe nody tany amin dadabe an izy Ramitraho sakalava.

    #22378
    Anonyme
    Inactif

    Zakany Laidama tamin’ iza Raketaka ?

    #22379
    Anonyme
    Inactif

    Niteraka telo dahy ny mpnajaka Radama I sy Rasalimo zana-dRamitraho.
    Itsimandriambovoka, izay nampamonoin-dRambolamansoandro fony vao teraka no lahimatoa.
    Rabobalahy sy Raketaka teraka taty afara.
    Nony niamboho ny Andriana, dia noripahan’i Mavo ny fianakaviany. Rabodosahondra zokiny maty toy an-dRakotobe zanany zanany.
    Kanefa tsy nokitihiny mihintsy i Rasalimo sy Rabobalahy. Notsinjoviny ny fihavanana tamin’ny Sakalava, sao miady nefa mbola tsy tena mandry ny fanjakana ao Imerina.
    Ka ahoana moa no ahafahana miteny fa novonoina koa Raketaka ?

5 sujets de 686 à 690 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: