Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 691 à 695 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #22382
    tany
    Membre

    Niteraka telo dahy ny mpnajaka Radama I sy Rasalimo zana-dRamitraho.
    Itsimandriambovoka, izay nampamonoin-dRambolamansoandro fony vao teraka no lahimatoa.
    Rabobalahy sy Raketaka teraka taty afara.
    ?

    Ahitsiko kely: i Ketaka aloha izay vao Rabobalahy.

    #22383
    Anonyme
    Inactif

    Miala tsiny amin’ ny andriambavy fa diso aho. Tena noheveriko ho Rabobalahy foana no zokiny hatrizay. Azafady tompoko ô.

    #22394
    Anonyme
    Inactif

    Hitako ilay sarin’i Marie Louise tany arcachon mitsngana eo ambony seza iny. 4ans angamba izy tamin’io fa dia tena mahafatifaty anie izany ê! Ontsa kely aho mahita azy ary ho hataoko tableaux kely io sary io. Nodinihiko tsara ilay sary fa tsy metisy io fa gasy ray sy reny. orona petapetaka, voly tsy tsotra be….Aiza ny taranany ? mba hilazao vaovao eto

    #22395
    Anonyme
    Inactif

    Ianao izany koa ry Kaloy toa mahita zava miafina foana amin’ny tantara efa mibaribary. Efa fantadaza na any amin’ny tantara nosoratan’ny frantsay na ny tantara nolovain’ny taranaky ny fianakavin’ny mpanjaka farany. Efa voarakitra an-tsoratra ny tantaran’i Marie-Louise, ary fantatra iza ny taranany. Tsy gasy ray gasy reny izy.

    #22396
    Anonyme
    Inactif

    Mety ho marina ny anao fa il faut se mefier izay lazain’ny vazaha kosa. Ry zareo manaratsy gasy foana no ataony.
    Diniho tsara ity raisonnement-ko ity.
    -Raha nanambady i Razafinandriamanitra t@ izany à l’age vers 14ans eo. Na dia atao hoe nisaraka aza izy sy …(tsy tadidiko ilay vadiny) dia possible mbola zanany ihany io zaza io satria tsy mbola matotra loatra ary mbola vonton’anatra – princesse….izy.
    Tsy manaiky rebireben’izay officier vazaha any. tsy haiko anefa…fa raha ny fahitako an’ilay sary dia tena gasy petaka mihintsy tsisy fangarony. nataoko gros plan mihintsy ilay sary nodinihiko tsara ny morphologie.

5 sujets de 691 à 695 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: