« Andry » no fototenin’ny hoe Andriana ary Azo iankinana na azo ianteherana no dikany ka Ny resaka « Andriana » Hova »Andevo » r’ireto dia antanantohatra noforonin’ny olona te hisongadina taloha ary te hahazo fahefana a, ! Tsy nisy izany naturellement.
Amiko raha « Andry » no racine dia samy Andriana amin’ny toerana misy azy ny olona rehetra rehetra mahatsiaro ny andraikiny manandrify azy manao ny adidiny.
Ny iangaviako dia aza voizina ho amin’ilay sens tian’ny olona hametraka elanelana sy fahasamihafana hifanambakana sy hanamparam-pahefana ilay teny hoe andriana fa ny toe tsaina hifampitondrana no andeha hohatsaraina. Mitovy avoko ny olona rehetra rehefa mifampi-respecter; Bye