Tsarava tompoko Ny andriana!kaosy tompoko ny hova!
Rehefa tena atao ny fandinihina de le hova sasany Ato mihintsy nge no manana toe-tsaina hafahafa e!
ny kolontsaina tompoko dia samy manana ny azy ka anjaran’ny tsirairay no manaja ny azy fa tsy manaratsy ny an’ny hafa!
raha kolontsainay Andriana no manambady Andriana dia anay samy irery izany fa aza lazaina fa manambany sy manavakavam-bolokoditra izahay!
Izaho manokana dia Andriana ary tsy maintsy hanambady Andriambavy aho rehefa tonga ny fotoana voalahatra!Fombanay izany fa tsy misy resaka fanavakavahana na kely aza!porofon’izany:maro ny andevo,hova,côtiers izay namako akaiky miray petsapetsa @ko:mifanaja sy mifandray tsara izahay fa tsy mbola nanary azy ireo noho ny firazanany aho ary izy koa tsy nanary aho noho nyfirazanako!!
Ko mahaiza mifanaja reroy e