De tena tsy manana raisonnement mihintsy ireto misora tena ho Andriana ireto.
Tena feno lomotra ny sainy.
Za aloha mandeha avion fa afaka miditra @ze classe tiako hidirana.
De inona ao anaty ra ananareo andriana ary zany no mampiavaka anareo, mba porofoy!
Ra azonareo atao dia alaivo ny fanjakana e! De hiankohoka eo anoloanareo daholo ny vahoaka!
De midira ao anatirova! Na alaivo Ambohimanga.
De mbola manantena ny hifampitafa aminareo eto indray e, Mazotoa daholo,