Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 781 à 785 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #23016
    malabar
    Membre

    ny ahy alou d vhvavy tsara tare sy intelligent no tiko toy zay andrina dondrona sy ratsy tare.Jereo reny ry prince william de galles d tena mitovy hevitra amiko fa iza mou no hataty hanoroka ragidro mandrapahafaty na d andrina aza.Dhisy oul ambony firazanana mihoatra an io prince io v kanefa tsy nieritreritra ohatranao izy fa ny fitiavany sy ny hasambatra azy no jereny.Enao kou angamba efa 60 taona ka ny saina mbola any amin ny taona fa 1800.si t es jeune tu vas vieillir avant l age car l amour n a pas de frontiere.Ra tsy oe mbola ny ray amandreninao no mifidy zay ho vadinao.NYFIVOARANA ANIE TSY NATAO HO AN NY BIBY FA HO AN NY OLOMBELONA E.RA TSY ZANY D MBOLA SALAKA FONA NO TENY ANKODITRAO

    #23017
    Anonyme
    Inactif

    Le cas du prince William est particulier. La Reine Elisabeth II a approuvé une roturière par pure stratégie, afin de se rapprocher du peuple, car les liens de la royauté britannique avec son peuple n’étaient plus au beau fixe depuis la perte de la princesse Diana. Il fallait donc trouver un moyen de prouver que la royauté est restée proche de son peuple, d’où l’acceptation de ce mariage.

    Il ne faut pas non plus oublier un détail très important. Avant de célébrer le mariage, Kate Middleton a d’abord été anoblie quelques jours auparavant. Elle est devenue duchesse de Cambridge. Ce qui fait que, techniquement, William a épousé une duchesse. Elle est d’ailleurs la seule à avoir été anoblie, ses parents et sa famille (notamment sa soeur Pipa) restant des roturiers.

    En gros, la royauté britannique a trouvé un moyen de satisfaire le peuple tout en ne dérogeant pas à ses principes.

    #23018
    tsinjo11
    Membre

    Ny prince william nge tsy gasy e!!!noho izany tsy hitovy kolontsaina amiko mihintsy !!!aleo izy hanao izay tiany atao raha tiany hifangaro amin-dran’hova ny ran’ny taranany>.[ny fitiavany sy ny hasambatra ny azy no jereny] hoy anao:
    io no manamafy fa fitiavan-teny ny azy fa tsy mitsinjo ny ho avy.izay no tsy maha malagasy azy.
    Raha mbola hiziriziry enao dia izao indray ary sainina:Raha ho tonga ny andro hahantitra anareo mivady hoeverinao fa mbola hitana ny hatsaran-tarehiny ve izy?raha samy ho antitra ihany tsy aleo izay mba hitazonana ny fahadiovan’ny taranaka no tandrovina toy izay izay endrika ivelany tsy haharitra akory

    #23019
    malabar
    Membre

    *** censuré***

    Edit webmiss : Comme je l’avais déjà dit, les personnes qui sont complexées par ce thème sont priées de ne pas avoir de propos inappropriés. Désormais, je veillerai personnellement à ce que ce sujet reste convivial et constructif.
    Et pour ton info, sache que la royauté britannique est une des plus puissantes au monde. On n’est pourtant pas au Moyen Age et le royaume est bien plus riche et plus développé que certains pays républicains.

    #23020
    tsinjo11
    Membre

    Mba fantatrao ve ny fiandrianan’ny prince William?Fantatrao ve fa i Dianna reniny dia « roturiere » tahakin’ny kate ihany talohan’ny nanambadiany an’i Charles!!noho izany tsy olana amin-dry zareo ny manao izany satria ry zareo mihintsy no efa nampiatra izany ho kolontsainy!

    tsy fantatro aloha izay mikasika an’i rainilaiarivony …izaho rahateo tsy dia liana loatra amin’ny tantaran’ny hova fa ny fantatro fotsiny dia isan’ny nampalaza azy ilay izy nampisara-bazana ny Andriana teto Imerina.Ka raha olona tahaka izany no andrandrainao sy tahafinao dia fantatro avy hatrany ny hevitrao mikasika ny Andriana!
    Kanefa koa moa io samy manana ny safidiny fa tsisy afaka hanery olona hanambady andriana na hanambady hova saingy ilaina ny mandinika aloha vao manao zavatra ndrao hanenenana: ianao angamba efa nanambady hova ka efa tongotra mby an-dakana ianao : any sisa azonao atao dia ny mifikitra amin’ny critère tahaka ny hatsaran-tare sy hatsaram-bika sisa.
    Ka dia inona moa no azoko atao fa dia ny mitso drano anao
    Ary farany dia malahelo aho milaza aminao fa tsy 60 taona tahaka ny lazainao teo aho akory ary tsy ny Ray aman-dreniko no mifidy ny vadiko!saingy mankasitraka azy aho noho ny nitandrovany ny fiandrianana sy ny fitaizana nomeny ary ny ahy tsy mba ataoko amban-javatra ny ray aman-dreniko.
    soava tsara!

5 sujets de 781 à 785 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: