HAFATR’ ANDRIAMANITRA HO AN’ NY VAHOAKA MALAGASY:
« …FANJAKAN’ I MADAGASIKARA, FANJAKANA MANKATOA AN’ I JESOA MASINA, ZANAK’ANDRIAMANITRA (Jaona 1), MPANJAKAN’ NY MPANJAKA SY TOMPON’ NY TOMPO (1 Timoty 6:15), MISY MPANJAKA MANJAKA ARAKA NY FAHAMARINANA SY IREO ZANAKANDRIANA MITONDRA ARAKA NY RARINY (Isaiah32:1), ARY MIORI-PAKA AMIN’ NY BOKY MASINA, BAIBOLY TENIN’ANDRIAMANITRA (Salamo 119:105), NO SITRAPON’ ANDRIAMANITRA HITONDRA FITAHINA HO AN’ I MADAGASIKARA. »