Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
29/07/2008 à 21h47 #20259AnonymeInactif
Betsaka ny maloto sy rovitra akanjo, toa very henatra tsy mikarakara vatana intsony. Betsaka ny mangataka mba hivelomana, ny manao asa maloto tsisy fitaovana na lalàna miharo azy any M/scar
Amiko dia izany zao ny ady tokony hatrehan’ny malagasy ary izay fikambanana rehetra na izay milaza azy andriana, ary izy ireo ary mihôtra no ny hafa, manana andraikitra hanarina izany zavatra mahamenatra sy mampalahelo izany.
Mihevitra koa aho fa ireo taranaka andevo taloha no mijaly indrindra satria rava noho ny fahantrana ny fianakavian’izy ireo. Tsy mba nandova tany kely hambolena akory ny sasany.
Ontsa ny fo noho izany ary tsy tokony hatao ny mihavona sy manao tsinontsinona azy ireo raha tsy izany isika dia efa hitovy @ biby refa kelikely !!!
Ny tenako izay manoratra dia tsy mitsiritra n’iza n’iza raha ny firazanana ! Satria nandova ny fankamamiana ny marina sy ny rariny t@ ray amandreny sy ny mpanabe ahy teo aloha aho !
30/07/2008 à 8h57 #20261AnonymeInactifNy mahasamihafa ny zanadralambo avy @Andrianjaka mihoatra ny zanadralambo hafa dia hivoaka tsy ho ela @ny boky mirakitra ny tantanran’ny zanadralabmo avy @Andrianjaka.
Iza k’hay no manoratra an’izany boky lazainao izany, ary rahoviana izy io no antenaina fa hivoaka?
Mandra-pa… anefa dia mba azonao fintinina indraimbava ve ny maha samihafa azy ireo, ankoatra ny Vohitra, fa tena liana tokoa ny tenako?
Misaotra indrindra!
30/07/2008 à 9h01 #20262AnonymeInactifSalam, raha misy mba afaka manome ahy anie azafady ny tantara nihavian’ny anaran-tanana hoe manandriana, misaotra indrindra tompoko.
31/07/2008 à 7h21 #20264AnonymeInactifen réalité, tena rare be ngah zao ny tena oe taran’akandriana zany e. ny andriana tsinona vitsy tam zany andro par raport au hova et le reste. ce qui fait qu’actuellement, efa mixture daolo reo. fa betsaka, tena betsaka ny amin’izao no faux andriana. Ohatra oe: papa hova na mainty, nefa c la grand mère à maman qui est andriana. refa tsy ny rainao no ligné direct avy am rainy dia tsy izy zay enao fa tsy oe la maman de maman a éposé un andriana. c’est qui est le cas de bcp d’entre nous. pourkoi renier les origine de papa quand on est descendant de papa tsy andriana.
31/07/2008 à 7h29 #20265AnonymeInactifzah, je pourai dire que je suis andriana du coté de mon père car sa grand mère (du coté de sa mère) était une pure andriana mais je ne revendique pas ce titre car le papa de papa lui ne l’était pas. or à ma place et même plus éloigné que cela, beaucoup de nos jours no mirehareha oe taranak’andriana comme si ils avaient honte de l’origine de leur père. Essaiyez de faire un tour dans les fivoriam pianakaviana dites taranak’andriana et vous vérrez que la plus part sont comme ca. c ridicule. am zay mbola mitaky atao oe « tsaraba tompoko »!!!
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.