Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
17/12/2008 à 10h48 #20481AnonymeInactif
izahay andevo fa aona
17/12/2008 à 20h07 #20485AnonymeInactifSalut les teletubbies,
Pendant que les asiat veulent nous « louer » la terre de nos ancetres, les mollusques se battent pour leur bol de riz. J’hallucine là. Des débiles oui… Aprés un an je me rend compte que seul demain compte pour la majorité des malgaches (et encore je suis gentil), que de futur il n’y a pas, que seul l’argent est roi.(vole le plus que tu peux il n’y en aura pas pour tout le monde, sinon essais de te barrer en France ou ailleurs, la bas l’herbe est plus verte). Je suis fatigué du racisme et de la malhonnêteté intellectuelle, de la bêtise et de la paresse. Je ne parle même pas de l’irresponsabilité. Vivement 2009 et ses nouvelles promesses. Stérile discussion qui présage de l’avenir de cette terre rouge qui deviendra glabre de la bêtise même de ceux qui sont censés la défendre. Pauvre Madagascar !!!!!!!!!!
Mais plusieurs diront encore. Ce n’est pas de notre faute, c’est la faute à …17/12/2008 à 20h29 #20486AnonymeInactifStérile discussion ? ça dépend pour qui.
24/12/2008 à 17h10 #20503AnonymeInactifNy Loha-hevitra mitondra ny lohateny hoe MADAGASIKARA MIATRIKA NY TAONA ARIVO FAHA-TELO:
no novelabelarin’ Andriamatoa Ndriana RABARIOELINA, mpitarika ao amin’ ny FIANAKAVIAMBEN’ NY ANDRIANA ETO MADAGASIKARA,
tao amin’ ny TELEVIZIONA MBS, nandritra ny fotoana naharitra ny volana Jiona sy Jolay, ary niparitaka nanerana an’ i Madagasikara ny akony (Antananarivo, Toliary, Toamasina, Ambatondrazaka, Antsirabe, Mahajanga, Antsiranana…).
Hevi-dehibe telo no no nohamafisiny:
1. NY FITIAVANA AN’ANDRIAMANITRA: Ny Fitiavana sy ny Fianteherana zato isan-jato (100%) amin’ Andriamanitra irery ihany no Loharanon’ ny Fitahiana. Sambatra izay firenena miantehitra tanteraka amin’Andriamanitra.
Araka ny Bokin’I Jeremia, hoy izy, dia Sambatra izay olona miantehitra amin’Andriamanitra Andriananahary, Andriamanitra tokana, Mpanao ny Lanitra sy ny Tany. Ary hozonina kosa, hoy ny Baiboly, izay olona miantehitra amin’ ny olombelona (na mpanao politika na mpitondra fivavahana na mpandraharaha io). Ary tsy mitondra fitahiana ihany koa ny miantehitra amin’ ny zava-boary noforon’Andriamanitra, toy ny tapa-kazo sy ny sampy isan-karazany.
2. NY FITIAVA-TANINDRAZANA: Ny Fitiavana ny Tanindrazana no fepetra faharoa nolazainy. Tsy tokony hifanipaka ny Fitiavana an’Andriamanitra sy ny fitiava-tanindrazana fa tokony hifampitohy tsara. Misy mantsy ireo mpivavaka any Madagasikara izay tsy miraharaha ny fiainana eto an-tany intsony, ka manjary ny vahiny indray no manjakazaka sy maka ny tany.
Ny Fitiava-tanindrazana dia midika, hoy izy, ho Fitiavana ny tanin’ ny Razana, ny Fitiavana ny Tenin-drazana, ny Fitiavana ny Mpiray tanindrazana, ny Fitiavana ny Fomban-drazana (ireo izay tsy mifanipaka amin’ ny Baiboly), ny Fitiavana ny Soatoavina nentin-drazana toy ny Fanajàna ny razana (fa tsy mivavaka amin’ ny razana), ny Fanajàna ny zokiolona eo amin’ ny fiaraha-monina, ny Fitiavana ny Zava-boary rehetra ao anatiny . Ary azo atao tsara ny manaja ny Soatoavina navelan’ ny razambe sy ny mivelatra amin’ ny fandrosoana, sahala ny Japoney, hoy izy.
Mila fanovàna toe-tsaina ihany koa, hoy izy, amin’ izao Fidirana amin’ ny vanim-potoana Taona Arivo Fahatelo izao, mba hahafahantsika rehetra ho tafita sy hampandroso an’ i Madagasikara: Aoka izay efa mba tafita mba hitsinjo na hampiakatra ireo ao aoriana fa tsy sanatria hanitsaka azy ireo. Ary ireo izay mbola sahirana na mbola tsy tafakatra, aoka mba tsy hamingana ireo izay efa mba tafita.
3. NY FIANDRIANAM-PIRENENA: Aoka isika tompon-tany ho saro-piaro ain’ny Fiandrianam-pirenena. Aoka isika tompontany no tena hibaiko ny fitantànana rehetra any Madagasikara fa tsy ny vahiny indray . Ny vahiny dia mety azo atao mpanolo-tsaina ary tokony ho vetivety ihany, fa tsy havela hibaiko ny firenena na havela hijanona ela any Gasikara, fa manjary maka ny toeran’ ny tompontany, amin’ ny fitantànana raharaha isan-karazany. Ary tsy hankasitrahany ny fisian’ ny vahiny izay mitantana ny orinasam-panjakana.
Ary ny harena ao ambonin’ ny tany na ao ambanin’ ny tany, any Madagasikara, hoy izy, dia ampy tsara hampandrosoana ny firenena manontolo, raha voa-haja ireo fepetra telo ireo. Mino sy manantena izy fa ho lasa firenena mana-karena ny teratany any Madagasikara atsy ho atsy…
02/01/2009 à 22h16 #20507AnonymeInactifMarina ve fa miomana ny handray fitondrana i Raymond Ranjeva?
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.