Izahay taranak’andriana ka, ary mbola mizaka ny maha andriana anay izahay. Mbola misy koa ny taranak’andevo ka, aza matahotra. Miafinkafina fotsiny izay ireo. Ary rehefa tafita, dia Izahay taranak’andriana ka, ary mbola mizaka ny maha andriana anay izahay. Mbola misy koa ny taranak’andevo ka, aza matahotra. Miafinkafina fotsiny izy ireo. Ary rehefa tafita, dia aleony mizaka firazanana avy any amorontsiraka, fa asa, tsy dia mahamenatra angaha ?
Izahay aloha tsy tia mifangaro loatra amin’ireo tsy mitovy firazanana aminay eo aminy lafiny fanambadiana. Tsy manakana ny fifaneraserana mihintsy akory izany eo amin’ny fiainana andavanandro.
Mitovy amin’ny foto-pisainana nivaoka tamin’ny Mein Kampf hoy ianao ? Asa raha nandihy fianarana ianao na tsia aloha, fa toa mahita fahasamihafany ihany aho.
Samia miheritreritra e!