Mba hainao ve zany oe Zanakandriana zany ? Rehefa tsy mahay ny tantaranay tompoko dia aza miditra fa izahay hoa tsy mila Hova zany fa affaire-nay andriana io. Mbola ho avy ny fanjakan’ny Madagasikara fa matokisa, ary tsy ianareo Hova mihitsy no anakana an’izany. Ianareo efa manana an’i Rajoelina sy Ratsirahonana sy tariny, zay mpamadika tanindrazana, ka aoka hanaovanay andriana azy fa vitanay io.