Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 376 à 380 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21223
    Anonyme
    Inactif

    1er Congrès des Rois et Princes d’Afrique (suite):

    Par ailleurs, les analyses politiques des problèmes actuels du continent africain ont permis de voir que ce sont toujours les anciennes puissances coloniales qui sont derrière les troubles politiques et guerres en Afrique actuellement, dans le but de perpétrer une main-mise des richesses et ressources naturelles de ce continent. Et que la majorité des chefs d’états républicains en Afrique ne sont que des traîtres à la solde des puissances occidentales.

    En conclusion, les rois et princes de l’Afrique et de Madagascar sont les seuls vrais patriotes de ce continent, et non pas les leaders des partis politiques et présidents républicanistes qui ont appauvri leurs populations sur ce continent.

    Et seul, le retour des rois et princes au premier plan sur ce continent permettra le vrai développement de l’Afrique…

    #21224
    Anonyme
    Inactif

    Ny frantsay ange no ni abolir ny fanjakana merina e. Fantany fa ny fanjakana merina ihany no tena natanjaka fa tsy ny @ faritra hafa de zay ny antony. Il est temps à présent pour les andriana merina de rétablir la monarchie merina. Ny merina sy ny betsileo rery zao no tsy manana mpanjaka fa ny sisa manana daholo, ka rariny be ra miverina ianareo fa tsy mety ra hova toy i Andry Rajoelina sy Ratsirahonana no mitondra eo fa reo mpangalatra sy mpamono olona fotsiny. Na de tsy mpanjaka aza fa président andriana de efa mety. Ilay PDG an’i RTA iny tao andriana ary izy tao hilatsara maire de Tana ra tsy diso aho ka ra iny de fidiko. Iza moa ty anarany teo fa de adinoko.

    ka ilay PDG RTA nge ry reto no saika nilatsaka teo @ toeran’i TGV t@ communale e! tsy sahy izy dia naleony nanosika azy. ny « organes de presse » rehetra eo am-pelatanany zao efa au service-n’i TGV daholo: Antsiva, Rta, l’Expresse, Ao raha. izany hoe raha toa izao TGV sy Ratsirahonana sy ireo mpanara-dia azy dia misy fandraisan’anjaran’i Edgar Razafindravahy. ny journalistes-n’ny l’Expresse zao dia efa maro no nihazakazaka nanao membres de cabinet any am ministera reetra any. ny Chronique-n’iVanf aza moa dia lasa namidy @ HAT nefa taloha de mba indépendant tsara. olona hafa no tokony antenaina fa tsy Razafindravahy mihitsy. Raha ny fahafantarako azy dia toa (ilàna fitandremana fa tsy ampy ny fahalalakop azy) andriana ihany koa ry Andriantsitohaina. manana « groupe de presses » matanjaka izy sady plus cultivé kokoa. any ngaba zao no azo antenaina. ankoatra izay koa ange azo atao tsara ny mifampiera dia mifanohana e! ny olana kely fotsiny dia ory hava-manana ny merina dia variana mifanenjika. fa raha vao izay no voadingantsika dia minoa ahy marina ianareo fa tsy tana intsony io. na izany aza mila andriana « fédérateur » mahay maka ny fon’ny karazan’olona rehetra na inona fiaviany na inona firazanany. mety hisy ve zany ry reto?

    #21225
    Anonyme
    Inactif

    Angamba mila miandry kely vao ho tonga zany andriana vaovao zany.

    En tout cas, ce que TGV a fait montre qu’il est possible de prendre le pouvoir quand on le veut. Fa zany oe mila apui alou e. Mais si les andriana savent s’y prendre, de mety io.

    #21226
    Anonyme
    Inactif

    Mila miandry kely tokoa aloha e! mila homanina mantsy izany. anisan’ny fiomanana ankoatra ny olona sy ny vola ohatra izao ny fandaminana ny adiady madinidinika eo amin’ny samy andriana. tahaka ny kelikely izy ireny nefa rehafa tsy hahafahana manapaka hevitra iombonana dia lasa ngeza dia ngeza tokoa moa izany. sao mantsy ka hoe iny fa misy mizotra manaky amin’ny fahombiazana dia mivadika manohana hova indra ny sasany satria hoe tsy mendrika fanjakana izatsy na satria usurpateur zaroa na koa tsy zana-behivavy araka ny tokony ho izy ry zareo… ngeza dia ngeza tokoa ange ry reto ny « égo »-n’ny Andriana ka manahirana indraindray e!

    #21227
    Anonyme
    Inactif

    POUR UNE NOUVELLE CONSTITUTION :

    Une première à Madagascar durant les Assises Nationales organisées par la société civile, du 02 au 03 Avril 2009, au Centre des Conférences Internationales d’Ivato, Antananarivo:

    1. La majorité des descendants du PA.DESM ont proposé une nouvelle constitution: celle d’une quatrième république, avec la possibilité des métis, des ka.rana, des chinois, des comoriens à se présenter à l’élection présidentielle malagasy!

    Mais aussi une amnistie générale pour les détenus politiques et les exilés politiques, condamnés pour des délits d’opinion mais aussi, très grave, aux condamnés politiques pour délit de droit commun, crimes, tortures, détournements de fonds, et destruction de bien de l’État et de biens privés !

    2. A l’opposé de cette option, et pour montrer leur vrai patriotisme,
    le FIHAONAMBE des AMPANJAKA, ANDRIANA, OLOBE, et TANGALAMENA de MADAGASCAR, présenté par Ny Andriana RABARIOELINA Ndriana, ont proposé une Nouvelle Constitution à voter au suffrage universel, et basée sur:

    – le respect des valeurs et la culture malagasy (Soatoavina sy Kolotsaina malagasy),

    – le respect de l’Identité malagasy (seuls les malagasy de père et de mère peuvent se présenter à des élections à Madagascar),

    – le respect du Hasina (sacralité) de chaque citoyen malagasy, qui va de pair avec le respect des droits de l’homme,

    – le respect de la mentalité et la psychologie malagasy (Foto-Pisainana malagasy), la sagesse ancestrale (Fahendrena malagasy),

    – le respect du lien social et de la solidarité malagasy (Fihavànana et du Firaisankina malagasy),

    – le respect de la Terre des ancêtres (Tanindrazana), avec la protection des richesses nationales contre le pillage inimaginable actuel,

    – le respect de l’histoire de Madagascar (Tantaran’ i Madagasikara).
    Haut de la page

5 sujets de 376 à 380 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: