Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 381 à 385 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21228
    Anonyme
    Inactif

    Ny frantsay ange no ni abolir ny fanjakana merina e. … Il est temps à présent pour les andriana merina de rétablir la monarchie merina. Ny merina sy ny betsileo rery zao no tsy manana mpanjaka fa ny sisa manana daholo, ka rariny be ra miverina ianareo fa tsy mety ra hova toy i Andry Rajoelina sy Ratsirahonana no mitondra eo fa reo mpangalatra sy mpamono olona fotsiny .
    Na de tsy mpanjaka aza fa président andriana de efa mety. Ilay PDG an’i RTA iny tao andriana ary izy tao hilatsara maire de Tana ra tsy diso aho ka ra iny de fidiko. Iza moa ty anarany teo fa de adinoko.

    Afaka manaporofo zay tantarainao eto ve enao azafady indrindra fa tandremo ihany ity fanatisma ity fa zay no efa nahavoa teto t@ndra8 ‘lay hoe « Na de tsy mpanjaka aza fa président andriana de efa mety. » Dia na andriana vendrana sy tsy manana ny hasiny aza fa bôgosy sy be vola mpividy oul ary mpanompo sampy dia ho fidiana ndray tandremo fa manaratsy antsika merina.

    Ary fanontaniana kely ity : angaha enao mahafantatra olona avy eny Ambohimalaza nefa tsy andriana raha ny filazanao an-dRajoelina mba azavao hoe ! raha tsy hoe avy amin’ny 3è caste anefa toa tsy izany loatra izy raha ny endriny !! dia iza moa ‘lay olona novonoin’izy sy ratsirahonana zay mitana ny maha Tsimahafotsy « faiseur de Rois » andrizareo. Edgar razafindravahy koa dia Ambohimalaza mpitondrateny mihitsy.

    #21229
    Anonyme
    Inactif

    Mila miandry kely tokoa aloha e! mila homanina mantsy izany. anisan’ny fiomanana ankoatra ny olona sy ny vola ohatra izao ny fandaminana ny adiady madinidinika eo amin’ny samy andriana. tahaka ny kelikely izy ireny nefa rehafa tsy hahafahana manapaka hevitra iombonana dia lasa ngeza dia ngeza tokoa moa izany. sao mantsy ka hoe iny fa misy mizotra manaky amin’ny fahombiazana dia mivadika manohana hova indra ny sasany satria hoe tsy mendrika fanjakana izatsy na satria usurpateur zaroa na koa tsy zana-behivavy araka ny tokony ho izy ry zareo… ngeza dia ngeza tokoa ange ry reto ny « égo »-n’ny Andriana ka manahirana indraindray e!

    Bien vu !!! zany haihay mba analyse mitombina sy voadinika misaotra anao fa izany no mety maha tafatambatra ny herin’ny olona maro mihitsy

    #21230
    Anonyme
    Inactif

    ka ilay PDG RTA nge ry reto no saika nilatsaka teo @ toeran’i TGV t@ communale e! tsy sahy izy dia naleony nanosika azy. ny « organes de presse » rehetra eo am-pelatanany zao efa au service-n’i TGV daholo: Antsiva, Rta, l’Expresse, Ao raha. izany hoe raha toa izao TGV sy Ratsirahonana sy ireo mpanara-dia azy dia misy fandraisan’anjaran’i Edgar Razafindravahy. ny journalistes-n’ny l’Expresse zao dia efa maro no nihazakazaka nanao membres de cabinet any am ministera reetra any. ny Chronique-n’iVanf aza moa dia lasa namidy @ HAT nefa taloha de mba indépendant tsara. olona hafa no tokony antenaina fa tsy Razafindravahy mihitsy. Raha ny fahafantarako azy dia toa (ilàna fitandremana fa tsy ampy ny fahalalakop azy) andriana ihany koa ry Andriantsitohaina. manana « groupe de presses » matanjaka izy sady plus cultivé kokoa. any ngaba zao no azo antenaina. ankoatra izay koa ange azo atao tsara ny mifampiera dia mifanohana e! ny olana kely fotsiny dia ory hava-manana ny merina dia variana mifanenjika. fa raha vao izay no voadingantsika dia minoa ahy marina ianareo fa tsy tana intsony io. na izany aza mila andriana « fédérateur » mahay maka ny fon’ny karazan’olona rehetra na inona fiaviany na inona firazanany. mety hisy ve zany ry reto?

    Oadray hita be mivandravandra kosa ny fironanao zany an !! Ka ny groupe de presse-n’ i andriantsitohaina mianaka izao dia hita mihitsy hoe pro-ra8 mba tsy hitenenana zavatra hafa eto !!! Plus cultivé fa tsy azoko mihitsy ny fivadihany raha ny nampijalian-dra8 azy no jerena asa aloha ééé!!! Na izany aza dia tena tsara ny hevitrareo hoe andriana fédérateur to-teny amin’ny saranganolona rehetra no tena ilaina izao ary MISY any ho any io ka !

    #21232
    Anonyme
    Inactif

    POUR UNE NOUVELLE CONSTITUTION :

    Une première à Madagascar durant les Assises Nationales organisées par la société civile, du 02 au 03 Avril 2009, au Centre des Conférences Internationales d’Ivato, Antananarivo:

    1. La majorité des descendants du PA.DESM ont proposé une nouvelle constitution: celle d’une quatrième république, avec la possibilité des métis, des ka.rana, des chinois, des comoriens à se présenter à l’élection présidentielle malagasy!

    Mais aussi une amnistie générale pour les détenus politiques et les exilés politiques, condamnés pour des délits d’opinion mais aussi, très grave, aux condamnés politiques pour délit de droit commun, crimes, tortures, détournements de fonds, et destruction de bien de l’État et de biens privés !

    2. A l’opposé de cette option, et pour montrer leur vrai patriotisme,
    le FIHAONAMBE des AMPANJAKA, ANDRIANA, OLOBE, et TANGALAMENA de MADAGASCAR, présenté par Ny Andriana RABARIOELINA Ndriana, ont proposé une Nouvelle Constitution à voter au suffrage universel, et basée sur:

    – le respect des valeurs et la culture malagasy (Soatoavina sy Kolotsaina malagasy),

    – le respect de l’Identité malagasy (seuls les malagasy de père et de mère peuvent se présenter à des élections à Madagascar),

    – le respect du Hasina (sacralité) de chaque citoyen malagasy, qui va de pair avec le respect des droits de l’homme,

    – le respect de la mentalité et la psychologie malagasy (Foto-Pisainana malagasy), la sagesse ancestrale (Fahendrena malagasy),

    – le respect du lien social et de la solidarité malagasy (Fihavànana et du Firaisankina malagasy),

    – le respect de la Terre des ancêtres (Tanindrazana), avec la protection des richesses nationales contre le pillage inimaginable actuel,

    – le respect de l’histoire de Madagascar (Tantaran’ i Madagasikara).

    Sao dia mba diso kosa ny fomba fametraka hevitra ataon’ireo olona ireo e! Tsy ny filazana akory fa mifanohitra tanteraka amin’ny hevitry ny descendants du Padesm ny hevitrany dia tokony hanaraka hoazy ny descendants-n’ny Andriana. faharoa manaraka izany dia mitady hiverina indray ny fomba fanao mampiady andriana. fanao foana manko hatramin’izay ny mody manao alliance any ambadimbadika any dia avy eo mijoro eto Antananarivo fa légitime amin’izao sy izao. misy mitetika ny hanan-danja kokoa noho ny hafa mantsy na koa tsapany fa tsy mafonja tsara ny sata lovainy entina hijoroana eto Imerina dia mivezika atsy mivezika aroa manamafy izany. nefa iny indrindra no vao maika anilihan’ny olona azy. rariny loatra ny an’ny mpanilika satria mitady « préalable protocolaire », mba tsy hilazana hoe « miady voninahitra », ka vao maika mampiahaka ny tena fihavanana.

    #21233
    Anonyme
    Inactif

    Afaka manaporofo zay tantarainao eto ve enao azafady indrindra fa tandremo ihany ity fanatisma ity fa zay no efa nahavoa teto t@ndra8 ‘lay hoe « Na de tsy mpanjaka aza fa président andriana de efa mety. » Dia na andriana vendrana sy tsy manana ny hasiny aza fa bôgosy sy be vola mpividy oul ary mpanompo sampy dia ho fidiana ndray tandremo fa manaratsy antsika merina.

    Ary fanontaniana kely ity : angaha enao mahafantatra olona avy eny Ambohimalaza nefa tsy andriana raha ny filazanao an-dRajoelina mba azavao hoe ! raha tsy hoe avy amin’ny 3è caste anefa toa tsy izany loatra izy raha ny endriny !! dia iza moa ‘lay olona novonoin’izy sy ratsirahonana zay mitana ny maha Tsimahafotsy « faiseur de Rois » andrizareo. Edgar razafindravahy koa dia Ambohimalaza mpitondrateny mihitsy.

    Ratsimandrava ange rangahy ity avy eny Ambohimalaza e!
    ny olona rehetra koa ange mety misy andriana kely daholo e! izany hoe sila-kova no betsaka. sady ankoatra izay ny olona resahinao, tsy Razafindravahy io an, metisy anddevo avy amin’ny rainy. ka hoe andriana?asa aloha fa raha ny anay any amin’ny Jaky Mena sy ny Zazamarolahy izany tsy izy intsony. angamba tsy mialon-jafy Andriatompokoindrindra ka izay hovalahy mitondra 1/4 ràn’andriana dia izy avokoa

5 sujets de 381 à 385 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: