Voalaza mantsy fa ry zareo Ambohimalaza no tena ao ambadika manosika sy mialokaloka ao indray e! rehefa tena hitan-drizareo Ambohimalaza fa tsy tafavoaka intsony Rajoelina ! Tena mba mila fanazavana e!
Tena mampalahelo ny resaka ohatr’izao, dia alaina baraka sy anaovana tsaho sy tondro molotra fotsiny izao ny tanindrazana sy ny razan’olona, fa angaha fikambanana mpanao politika ny tanindrazana.
Mba asio retenue ihany fa toa hita taratra avy hatrany ny haavon’ny toe-tsaina.