Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 391 à 395 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21241
    Anonyme
    Inactif

    Tena midina ambany dia ambany izany resaka izany, fa tsy fomba firesaka andriana ………….

    #21242
    Anonyme
    Inactif

    hita @ fomba firesaka eny ihany koa ange ny fihavian’ny tsirairay e!

    #21243
    Anonyme
    Inactif

    Fa ahoana kosa no teneninareo hoe Andriamasonanana no anarany !!!!!!!!!!!!!!!!! Anana taiza e!

    #21244
    Anonyme
    Inactif

    mba mandraisa anjara dia ampiakaro ny ivon’ny resaka eto fa tsy ny FIAVIANAO hoe inona akory no maha ambony ny ADI-HEVITRA eto fa mety tsy misy fahalalana sy ramanonaka tarehy be koa ange ianao hafa FIAVIANA io, fa inona moa ianao io ?

    #21245
    Anonyme
    Inactif

    Tena mampalahelo ny resaka ohatr’izao, dia alaina baraka sy anaovana tsaho sy tondro molotra fotsiny izao ny tanindrazana sy ny razan’olona, fa angaha fikambanana mpanao politika ny tanindrazana.
    Mba asio retenue ihany fa toa hita taratra avy hatrany ny haavon’ny toe-tsaina.

    Tsy Andriantompokoindrindra aloha izaho miteny e! Nefa na izany mbo tsy mety kosa ilay tonga dia manonona fihaviana iray manontolo tahaka izao. sady izay aho manana namana Ambohimalaza ray Ambohimalaza reny tena manohana Ra8 iringiriny. mbo mampalahelo ahy loatra izy raha soketaina tahaka izany. manao safobemantsina manko ilay olona dia vao maika miteraka fankahalana diso toerana. sady izay koa ny Andriana ange tokony hifankatia foana fa tsy manaiky hampiadian’ny politika e! sahala aminay izao dia nisy mpirahalahy ny iray Ratsirakiste tam 2002 ny iray Ra8 ary samy tomponandraikitra ambony tao amin’ny fitantanana sy ny fitondrana. izao efa miresaka Ratsiraka sy Ra8 nefa izy mitsam mbola tsy mifampiditra an-trano. tandrovy ihany ny fihavanan’ny samy Andriana fa izany no mahatonga antsika mora potehin’ny olona!!!!!

5 sujets de 391 à 395 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: