Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 396 à 400 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21246
    Anonyme
    Inactif

    Na Andriantompondrindra ianao na tsia tsy olana izany e ! Ny zava-nisy hitamponko hitampirenena dia tsotra: Raha niakatra RA8 dia iangahy na ny Andriana Etienne Ralitera no nanolotra ny sambohady,raha niakatra ihany koa ingahy na Atoa Rajoelina dia izy ihany koa no nihazakazaka nanolotra ny sambohady!!!
    Inona no fonosin’izany?????????
    Ny anarana indray tsy PROBLEME izany fa aza hitarina hitako fa misy manoratra eto izao RADOMELINA fa tsy RAJOELINA na koa RATSI- RAHONA fa tsy RATSI- HONANA na koa RATSI-AKY fa tsy RATSI-RAKA , de maninona anefa izany !
    TSOTRA FOTSINY AZA MAMADIKA NA MIVAROTRA TANINDRAZANA , INDRINDRA RAHA MANAN-TARANAKA

    #21247
    Anonyme
    Inactif

    Na Andriantompondrindra ianao na tsia tsy olana izany e ! …………..
    TSOTRA FOTSINY AZA MAMADIKA NA MIVAROTRA TANINDRAZANA , INDRINDRA RAHA MANAN-TARANAKA

    TSOTRA FOTSINY raNAMANA aviavy eto ‘ty à . Aza tampi-maso amin’ny FANKAHALANA sy FIALONANA ho ‘aho rehefa tonga eto fa resaka ANDRIANA ny eto fa tsy politika malotonao io ka:

    IZA no nivarotra tanindrazana fa tsy ‘lay olona ivavahanao iny 1,6 tapitrisa hekitara eran’ny firenena no saika amidiny amin’ny tombotsoany manokana io an ! ary tsy ANDRIANA iny fa andevom-bazaha sy andevozin’ny VOLA ka tsara ho azy mijanona any amin’ny bemainty ohatra azy mihinana chocolat izay vokariny ho an’ny bemainty azony ampiasaina indray zao sa tsy izany ?

    Mety efa ampy anao io angamba izay fa ny eto resaka  » Etre ANDRIANA c’est d’ actualité  » mazava aminao amin’izay ???

    #21249
    Anonyme
    Inactif

    Tsy Andriana aho fa MANAJA ny Andriana mendrika ny ho HAJAINA !!!
    RAHA LAZAINAO FA MPIVAROTRA TANINDRAZANA RA8 DIA MPIVAROTRA TANINDRAZANA TOA AZY KOA IZAY NIARAKA NISOSY TAMIN’NY TAO !!!

    #21250
    heky
    Membre

    Na Andriantompondrindra ianao na tsia tsy olana izany e ! Ny zava-nisy hitamponko hitampirenena dia tsotra: Raha niakatra RA8 dia iangahy na ny Andriana Etienne Ralitera no nanolotra ny sambohady,raha niakatra ihany koa ingahy na Atoa Rajoelina dia izy ihany koa no nihazakazaka nanolotra ny sambohady!!!
    Inona no fonosin’izany?????????
    Ny anarana indray tsy PROBLEME izany fa aza hitarina hitako fa misy manoratra eto izao RADOMELINA fa tsy RAJOELINA na koa RATSI- RAHONA fa tsy RATSI- HONANA na koa RATSI-AKY fa tsy RATSI-RAKA , de maninona anefa izany !
    TSOTRA FOTSINY AZA MAMADIKA NA MIVAROTRA TANINDRAZANA , INDRINDRA RAHA MANAN-TARANAKA

    mino aho fa tsy andriana io miteny io, na andriana ihany fa metisy andevo, fa sendra nitsirika tao dia narary ny fony dia mba nanaoratra ny vetsovetsom-pony

    #21252
    Anonyme
    Inactif

    Midina ambany dia ambany ny resaka fa mba hampiakaro kely,
    fa resaka andriana no eto, izany hoe mba mahay mifanaja !

5 sujets de 396 à 400 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: