Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 401 à 405 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21253
    Anonyme
    Inactif

    Vive les andriana

    #21254
    Anonyme
    Inactif

    Mba omeo pretrakolana (problématique) vaovao indray ary iaraha-midinika e! efa nandalo tato izao ny hoe iza no tompony raha sendra miverina ny mpanjakan’i Madagasikara, azo atao ve ny miomana hametrahana Président tena andriana, efa nandalo tao koa ny hoe tokony hihavana indray ny Andriana rehetra… omeo ankoatra ireo indray ary. izay nandalo teto manko dia miafara foana amin’ny adiady kelin’andriana daholo

    #21255
    Anonyme
    Inactif

    JAKY MENA, fikambanan’ny Andriandehibe (1.zanak’andriana, 2.zazamarolahy, 3.andriamasinavalona).

    Ny ray @ ireo ihany no afaka manjaka. Ny zanak’andriana @ zao fotoana izao dia tsy misy intsony, satria ny mpanjaka vavy farany Ranavalona III tsy niteraka. Marina tokoa fa ny hatao oe zanak’andriana, dia ny « enfants des rois et reines reignant ». Ny zanak’ny mpiray tampoha @ mpanjaka vavy indray, dia zazamarolahy, ka ny zafikelin’izy ireo no manana zo @ trône. Mbola betsaka izy ireo, ary izay tsy nanao mésalliance (nanambady hova na mainty), dia tsy manana zo @ trône intsony. Rehefa hatao ny généalogie, dia mia kely ny entonoir ka mipoitra ny anaran’ilay olona tokony hanjaka. Mbola ho avy fa mahereta.

    #21256
    Anonyme
    Inactif

    Tsy Andriana aho fa MANAJA ny Andriana mendrika ny ho HAJAINA !!!
    RAHA LAZAINAO FA MPIVAROTRA TANINDRAZANA RA8 DIA MPIVAROTRA TANINDRAZANA TOA AZY KOA IZAY NIARAKA NISOSY TAMIN’NY TAO !!!

    Hay ve NANAIKY ihany fa MPIVAROTRA TANINDRAZANA i RA8 ééé !!! zay ahay mba mazava !!!! Fa izy ange no nibaiko ny mpiasa kely manodidina azy é … Ary aza miresaka RA8 eto ntsony fa TSY ANDRIANA izy ny sites an’ny olona vidiany be dia be rahateo !!!

    #21257
    ambodirano
    Membre

    JAKY MENA, fikambanan’ny Andriandehibe (1.zanak’andriana, 2.zazamarolahy, 3.andriamasinavalona).

    Ny ray @ ireo ihany no afaka manjaka. Ny zanak’andriana @ zao fotoana izao dia tsy misy intsony, satria ny mpanjaka vavy farany dRanavalona III tsy niteraka. Marina tokoa fa ny hatao oe zanak’andriana, dia ny « enfants des rois et reines reignant ». Ny zanak’ny mpiray tampoha @ mpanjaka vavy indray, dia zazamarolahy, ka ny zafikelin’izy ireo no manana zo @ trône. Mbola betsaka izy ireo, ary izay tsy nanao mésalliance (nanambady hova na mainty), dia tsy manana zo @ trône intsony. Rehefa hatao ny généalogie, dia mia kely ny entonoir ka mipoitra ny anaran’ilay olona tokony hanjaka. Mbola ho avy fa mahereta.

    NITERAKA VAVY TOKANA tamin’ny Printsy RATRIMOARIVONY RANAVALONA III tamin’ny taona 1878 talohan’ny fanambadian’izy ireo ny 24 Septemvre 1879. Tao Faravohitra no teraka ny Andriambavikely izay nomena anarana hoe RAVONINORO Louise RANAVALOZAFIMANJAKA izay nanambady an-dRainizoely Andriambahoaka taty aoriana ary niteraka 6 VAVY sy 6 LAHY ary ny ZANA-BEHIVAVY amin’ireo dia maro dia maro satria niteraka daholo ny ZANANY VAVY dimy ary MARO amin’ireo no DYNASTE tsy voakasiky ny MESALLIANCE resahinareo io. Koa tsy kely velively ny entonnoir satria misy koa ny avy amin’ny Princesse RASENDRANORO izay resahinao rahateo ! Mbola ho avy fa mahereta ary tsy ho ela ka…

5 sujets de 401 à 405 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: